Day: 1 mars 2019

Miezaka amin’ny fametrehana ny filaminam-bahoaka eto Toamasina ny polisim-pirenena izao, ka isany nanaovan’izy ireo ezaka mafy ny mikasika ity fanafihana mitam-piadiana eto Toamasina ity. Taorian’ny fahatrarana ireo basy sy bala marobe  farany teo, dia tsy mety resy ireto andian-jiolahy ireto fa misy hatrany, ka misy ny ezaka izao. Vokany tratran’ny polisy ireo roa lahy isan’ny…