Day: 12 mars 2019

Basket-ball – Tana Shooters : Le club vise le titre cette année

Comme chaque année pour marquer le début de la saison, Tana Shooters basket-ball club (TSBBC) effectue une campagne de reboisement. Les membres du club se sont donnés rendez-vous à Mahajijy, Mahitsy sur la RN4. « Nous priorisons l’éducation des jeunes à travers la préservation de l’environnement. Au-delà du sport, il ne faut pas oublier le volet…

Notontosaina ny sabotsy 9 martsa lasa teo ny fankalazana ny andron’ny vehivavy tao amin’ny kaominina ambanivohitra Antsoatany. Mbola nifanotrona tamin’ny fankalazana ny an’ny distrika natao tao Ambohibary no antony nanemorana ny fankalazana. Tsy nampiova zavatra anefa izany fa ny zava-dehibe dia tafita ny hafatra napetraka nandritra ny fankalazana, hoy Ramatoa Nalitiana Ramanantenasoaniaina, ben’ny tanana an’Antsotany.…