Day: 18 mars 2019

Mbola tafaporitsaka hatreto ity lehiben’ny dahalo sy voalaza fa atidohan’ny fakàna an-keriny any amin’iny faritra Betsiboka iny, indrindra fa ny ao Tsaratanana. Na izany aza anefa, nisy dimy tamin’ireo mpiaraka aminy no namoy ny ainy, voatifitry ny zandary nandritra ny fifandonana nitranga tany an-toerana. Anisan’ny lavo tamin’ity ny lefiny, araka ny angom-baovao azo avy any…

Noraisim-potsiny. Ny mikaroka sy mitady ny sarin’ireo mpanao ratsy aza atao, mainka moa fa misy mampiseho an-kitsirano sy manaparitaka ny sariny anaty tambajotra sosialy. Mora tamin’ireo mpitandro  filaminana misahana iny faritra 67ha iny tokoa ny nisambotra ireo andiana mpanendaka avy naka findaina vehivavy iray teny an-toerana. Raha tsiahivina tokoa mantsy ny tranga, dia nisy vehivavy…

Paositra Malagasy : Un prix de la coopérative EMS en matière de service à la clientèle

Ce prix international sera remis à l’occasion de l’Assemblée générale de la coopérative EMS et de la célébration de son 20e anniversaire qui auront lieu du 28 et 29 mars 2019 à Berne Après le trophée décerné par l’Union Postale Universelle en 2017, la ‘Paositra Malagasy’ vient d’obtenir un prix de la coopérative EMS (Express…