Day: 21 mars 2019

Législatives : 19 députés sortants renoncent à briguer un 2e mandat

Des députés sortants brillent par leur absence dans la course vers Tsimbazaza prévue le 27 mai prochain. La liste officielle des candidats autorisés à participer aux Législatives du 27 mai a été publiée avant-hier par la CENI. Une liste de 803 candidats composée d’illustres politiciens, d’opérateurs économiques et de députés sortants. Sur les 151 députés…

May tanteraka ny biraon’ny Jirama ao Antalaha omaly hariva rehefa nodoran’ny vahoaka nanao fihetsiketsehana manohitra ny delestazy lavareny efa ho andro maromaro izay any an-toerana. Araka ny loharanom-baovao,nitranga izao fanimban-javatra izao noho ny fisian’ny fokontany sasany izay tsy misy jiro mihitsy efa ho herinandro mahery izao. Nefa misy sasany mahazo ihany na dia mitsitapitapy aza.…

Efa am-bolana maro izy ireo no tsy nahenoam-baovao intsony. Ny alatsinainy teo no hita, efa taolana mangilam-potsy sisa tanin’ny andro, ilay rainy sy ny zanany, tao amin’ny fokontany Ambalarano, distrikan’i Fenoarivobe. Avy any amin’iny faritra Miarinarivo iny no fiavian’ireto mpianaka ireto, raha ny angom-baovao azo.  Resaka fividianana sy famarotana volamena no ataon’izy ireo anton’asa. Araka…

Les deux membres du gouvernement qui assureront l’intérim au ministère de l’Education nationale et au Ministère de la Population ont été désignés durant le Conseil des ministres d’hier. C’est confirmé. Le régime ne procèdera pas à un remaniement gouvernemental. La démission de deux ministres candidats aux élections législatives qui auront lieu le 27 mai prochain…