Day: 22 mars 2019

Tsy asan-dahalo, izany hoe tsy halatra omby no nitranga fa fanafihana kosa. Orinasa izay misahana ny fiompiana « concombres de mer » izay antsoina hoe zanga no notafihan’ireo enim-polo lahy mitam-basy. Ny alin’ny alarobia teo, manodidina ny tamin’ny valo ora, no raikitra ny fandrobana. Nobatain’ireo olon-dratsy tao ireo zanga izay efa ho 23 gony. Tao anatin’izany rehetra…

Ils sont 37 artistes à exposer à Ansières, parmi eux, se trouve Jean Andrianaivo Ravelona, ambassadeur de la peinture malgache dans la région. Quand « l’art s’invite en ville », le salon expose exclusivement les artistes Asniérois jusqu’au 24 mars. Peintres, plasticiens, sculpteurs- professionnels se retrouvent au même endroit. Asnières, cette ville en région parisienne, est une…

Lehilahy lehibe iray nikasa haka an-keriny zaza no efa any am-ponja aminin’izao fotoana manefa ny saziny. Nikasa haka an-keriny zaza ilay rangahy, saingy tsy nahatanteraka ny fikasan-dratsiny. Niaraka tamin’ny reniny ho any an-tsaha ilay zaza no avy hatrany ity rangahy  nisontona azy tamin-kery. Voatazon’ilay reniny anefa ny zanany  sady niantso vonjy ilay ramatoa. Nitsoaka nandositra…

Sarona nandritra ny fisavana natao tamin’ny lalam-pirenena faha-34 ny karazana vato telo samihafa. Voasokajy  ho harem-pirenena ireto vato sarona ireto, izay ilaina taratasy fahazoan-dalana ny mitrandraka  sy ny fitondrana azy. Vomarina anefa tsy nisy taratasy mazava ireo vato ireo raha ny fanazavana voaray teo anivon’ny polisim-pirenena. Ny fiandohan’ny volana martsa no fantatra fa nahatrarana fiara…

Open fokontany est le nom de ce projet développé grâce à une coopération multi acteurs entre le secteur public : la commune d’Anosizato ouest, le secteur privé (Orange Madagascar) et la société civile à travers l’ONG HABAKA avec l’appui du ProDéCID/GIZ. L’objectif principal de ce projet est l’amélioration des services communaux pour les citoyens grâce…

Les ligues régionales ont porté leur choix sur Tahiana Andriamanantena pour diriger la fédération malgache de volley-ball pour les quatre prochaines années. Vers 10h30, les équipes des candidats s’impatientent dehors avant d’entrer dans la salle où va se dérouler l’élection. La commission électorale est en place avec le responsable auprès du ministère de la Jeunesse…