Day: 23 mars 2019

Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny miaramila aty amin’ny faritra Betsiboka. Jiolahy iray indray no maty voatifitra tany Bevilany, rehefa nokarohana sy nifampitadiavana nandritra ny telopolo taona makaty. Mpanao fakana an-keriny sy raindahiny amin’ny halatra omby sy vono olona ary fanafihana i « Towiby. » Tratra tao amin’ny fokontany Bevilany, any amin’ny kaominina Tsararano, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna…

Protection de l’Enfance : Réhabilitation de l’orphelinat Tokotelo par le groupe Filatex

L’orphelinat Tokotelo, sis à Anosy Avaratra, a été rénové par le groupe Filatex, celui-ci ayant constaté son état de délabrement avancé en le soutenant matériellement depuis 2016.  Tokotelo accueille 30 orphelins de 5 à 18 ans, placés sous décision de justice, ainsi que 150 autres scolarisés en primaire. Ce soutien cadre dans les activités de…

La troupe Lisin’Iarivo organisera un théâtre demain à 14 heures au CEMDLAC Analakely. « Noely… Taom-baovao » est le thème choisi par le dramaturge et chef de troupe Randrianarivony. C’est la première pièce organisée par cet acteur cette année. La troupe Lisin’Iarivo partagera la scène avec Sampana Mitory an’Kristy de l’église FJKM Androndra Fahasoavana. Passionné…

Protection des Droits de l’Homme : Madagascar obtient le « Statut A »

La Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme (CNIDH) de Madagascar a passé l’examen du sous-comité d’accréditation auprès de l’Alliance Mondiale des Institutions Nationales de Droits de l’Homme (GANHRI), sise à Genève. Après examen des dossiers, soumis depuis le mois de novembre 2018, suivi d’un entretien qui s’est déroulé le 11 mars 2019, la CNIDH…

Noho ny fiaraha-miasa tamin’olona tsara sitrapo no nahafantarana fa misy  olona antsoina hoe Martin, monina ao Tolia Est – CR Andonaka, voalaza fa manana basy vita gasy, ampiasainy amin’ny fanafihan-dahalo isan-karazany. Tamin’ny alarobia 20 marsa lasa teo dia nirosoana ny fidinana ifotony nataon’ny Police eto Ambalavao. Tra-tehaka tamin’izany izy, niaraka tamin’ireto basy vita gasy miisa…

Agent de Securité civile miisa 2 lahy no maty nianjeran’ny varavarana teo akaikin’ny salon présidentiel teny amin’ny aeroport Ivato ny 22 mars 19 tamin’ny 7 ora hariva. Bip d’Intervention Service (BIS) no orin’asa misy azy ireo izay miasa eny amin’ny Ravinala ao amin’ny aeroport. Razafimamonjy Tiandrazana sy Ramaroson Jean Paul no anaran’izy ireo. Ny ora-mikija…