Day: 23 mars 2019

C’est une fois de plus le  round l  des gilets jaunes que va retenir l’attention des Français en général et des observateurs internationaux. Les téléspectateurs du monde entier ont suivi depuis décembre dernier ce mouvement qui a diminué d’ampleur au fur et à mesure, mais qui, malgré ses débordements, retient l’attention des citoyens de l’hexagone…

Fivarotana iray indray no lasibatry ny asan-jiolahy omaly maraina be tao Mahazoarivo. Tapitra noraofin’ny jiolahy avokoa ny entana rehetra sy ny vola  tao amin’ilay trano fivarotana. Vao omaly no notanterina teto fa toeram-pivarotana zava-pisotro  iray no nisy namaky tao Mahazoarivo tao dia ity indray fa toeram-pivarotana tsy dia mifanalavitra loatra aminy koa no nisy namaky…

Namoy ny ainy ny tovolahy iray. Naratra ihany koa ny namany izay tovolahy 28 taona eo. Nandeha môtô « Crosse » iray izy roa lahy ireto no tra-doza teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, tao amin’ilay toerana antsoina hoe « Pont Mainty, » ny marainan’ny alakamisy lasa teo. Nifandona tamin’ny taksiborosy iray manao zotra reginaly Ambondromamy sy Maevatanàna, ny kodiaran-droa mitondra…

Teo am-panosehana ilay môtô halatra mihitsy ireto bandy telolahy no saron’ny pôlisy avy etsy amin’ny sampandraharaha misahana ny ady heloka bevava, tetsy Ilanivato, ny voalohandohan’ny herinandro teo. Rehefa nosavaina izy ireo dia nahitàna karazana taratasina môtô maromaro, saingy ny an’ilay môtô natosika no tsy tao. Olona nahatsikaritra zavatra mampiahiahy teny an-toerana no nampandre avy hatrany…

Conseil économique, social et culturel : Mise en place d’un comité ad hoc

Un atelier s’est tenu avant-hier, au siège des Nations-Unies à Andraharo, portant notamment sur le conseil économique,  social et culturel. Des organisations de la société civile telles que « Mijoro Mandroso Madagasikara » (MIMA), CONECS et PLADUR, ainsi que des représentants de différents ministères ont assisté à cet atelier. Selon le président du MIMA, Razafindrazaka Fleury, « cet…

Tempête Tropicale Modérée : JOANINHA se pointe à l’horizon 

Après le passage de la Tempête Tropicale IDAI dans le canal de Mozambique, l’Océan Indien est actuellement le théâtre de plusieurs formations. La saison cyclonique 2018-2019 est très active. Une dizaine de systèmes s’est formée depuis le début de la saison. Si pour l’heure, aucun cyclone n’a touché terre la Grande Île, les risques sont…