Day: 29 mars 2019

Raha maty novonoina andian’olona naka an-keriny azy ilay kandida solombavambahoaka tao Tsaratanàna, dia nisy nitoraka “Cocktail Molotov” koa ny zoma hariva tokony tamin’ny 7ora sy 20min ny kandidà solombavambahoaka ao Fenerivo atsinanana Atoa Inné Marodady. Raha ny fanazavana dia nivahiny tao amin’ny onjam-peo tsy miankina iray ao Fenerivo atsinanana ity kandida ity nampahafantatra ny momba…