Day: 2 avril 2019

Vero Ranaivoson : Une année bien entamée pour la chanteuse évangélique

Elle pensait que c’est elle qui allait offrir des surprises à ses invités, mais c’était tout le contraire, car ces derniers lui ont réservé quelque chose qu’elle n’oubliera jamais : l’amour. La salle de CCESCA à Antanimena était noire de monde samedi dernier lors du concert de Vero Ranaivoson. La chanteuse évangélique n’a pas caché…

Ampefiloha : Mpianatra eny amin’ny oniversite mibizna héroïne

Tratra ambodiomby teo am-pivarotana zavamahadomelina « héroïne ». Lehilahy iray 28 taona izay mpianatra eny Ankatso no voakasik’izany, raha araka ny fanazavan’ny pôlisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zavamahadomelina. Ny zoma teo, amin’ny andro antoandro, izay tokony ho tamin’ny roa ora, no hitan’ny mpitandro ny filaminana izay efa nanao fanarahan-dia azy ity tovolahy. Teo amin’ny zaridainan’Ampefiloha izy…

Malgré la visite récente d’une délégation du ministère de l’Enseignement supérieur auprès de l’Institut Supérieur de Technologie d’Ambositra (ISTA), la situation est loin d’être réglée entre le personnel de cet institut et son directeur général. La dissension persiste du moins que l’on peut constater sur place auprès du personnel qui demande la destitution du DG…

« L’Etat doit faire de l’industrialisation sa priorité, étant donné que cela constitue une condition principale pour le développement du pays ». Tel est le leitmotiv de l’Alliance pour l’Industrialisation Durable de Madagascar. « Nous avons mis en place un baromètre de l’industrialisation de Madagascar, à l’aide de l’expertise des économistes du CREM pour mesurer le progrès vers…

Fanomezana kopiam-pahaterana : Didim-pitsarana 1.200 nozaraina teto Toamasina ny sabotsy teo

Raha noheverina fa ny eny ambanivolo eto Toamasina no tena manana olana amin’ny tsy fananana kopiam-pahaterahana ho an’ny zaza sy ny ankizy, dia tena olana goavana eto Toamasina renivohitra izany ankehitriny. Ny olana dia ny zava-misy eo anivon’ny sora-piankohonan’ny kaominina manary ny antontan-taratasin’ny olona, sy ny kolikoly misy amin’ny mpiasa mpanao izany, ary ny fe-potoana…