Day: 18 avril 2019

Ny iray tompon’ny moto, ny iray mpiasan’ny Jovenna izay nitsimpona, ary nanafina ny findan’ireo roa lahy izay lavon’ny zandary. Ny iray hafa kosa dia mpiray tsikombakoomba. Ireo no natolotra ny fampanoavana ary nidoboka am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy. Izany dia mahakasika ny raharaha fanafihana mitam-piadiana tetsy Amoronakona By-pass ny asabotsy lasa teo. Nomarihan’ny zandary tsara fa…

Omaly ny olona folo no natolotry ny zandary avy etsy amin’ny borigady Betongolo ny fampanoavana. Hosoka amin’ny fivarotana tany ary fisolokiana no anton’ny fitoriana azy ireo. Teny Ambohidratrimo no nisy ny tany izay namidy avy amin’izany fanao ratsy izany. Tao anatin’ny olona folo dia nisy ny mpiasam-panjakana voarohirohy ho nanao hosoka, ny mpanera, ny mpanao…

Eddy Ramanirabahoaka membre de la Diaspora : Pour la révision de la Constitution

Eddy Ramanirabahoaka, membre de la diaspora malagasy en France estime que la révision de la Constitution est inévitable. Le rôle et l’utilité des réformes des institutions ne sont pas suffisamment explicites et échappent à la compréhension de la population. Selon Eddy Ramanirabahoaka, la Constitution de la quatrième République 2010 était une constitution élaborée à partir…

Mihamaro ireo mpivarotra vorona rehefa fety toy izao. Saika ahitana azy avokoa ny tsena rehetra. Mitaraina amin’ny fiakaran’ny vidin’izy ireny ny mpanjifa. Tsy afa-manaotra kosa anefa ireo mpivarotra na eo aza izany. Eny amin’ireo mpiompy sy mpamogady mihitsy no niantombohan’ny fiakaran’ny vidin’ny vorona, satria miakatra  ny vidin’ny sakafo omena azy ireny. Na izany aza manodidina…

La « Base Toliara » a été saccagée par la population locale, hier. Cette dernière s’est ainsi révoltée contre ce projet d’exploitation des sables minéralisés.  Une foule en colère s’en est ainsi pris à ce grand projet minier. Elle a également interpellé les gendarmes qui sont venus pour temporiser la situation  et de vouloir favoriser les étrangers.…

La Branche Territoriale de MAHAJANGA  du Bureau Indépendant Anti-corruption a été saisie d’une doléance anonyme relatant des faits soupçonnés de corruption par l’utilisation de faux diplômes perpétrés par le Directeur régional de la pêche et des ressources halieutiques de cette localité. Cette pratique condamnée par la loi semble gagner du terrain ces derniers temps. Les investigations effectuées…

« Farfelus, opportunistes, parvenus ou criminels couverts par leur immunité parlementaire et entrepreneurs véreux ». Les termes employés par la SEFAFI pour qualifier les candidats aux législatives sont d’une extrême sévérité. L’observatoire de la vie publique, qui d’habitude a des propos plus mesurés, a choisi de ne pas travestir une réalité  sautant aux yeux de tous les…