Day: 30 avril 2019

Halatra lavanilina tao Loharaindava Brickaville : Zandary am-perinasa mpiray tendro amin’ireo mpangalatra

Tratra ambodiomby niaraka tamina lavanilina halatra milanja 62kg ; izay novidiany tamin’ireo mpangalatra ity tovolahy iray mipetraka ao Antsampanana lalam-pirenena faharoa. Sarona niaraka taminy koa ity zandary am-perinasa izay voalazan’ny fokonolona tany an-toerana, fa komandan’ny sakeliky ny zandary ao Loharaindava, tamin’ny fiarovana ireo mpividy halatra sy mpiaro ny mpangalatra ary mpanao kolikoly mikasika ireo lavanilina tsy…

Ampitatafika : Nanofa fiara nentina namonoana olona

Efa tena vonona tanteraka tamin’ny fitaovana ireo jiolahy. Vitan’izy ireo hatramin’ny nanofa fiara Sprinter mba hentina hanatontosana ny fanafihana tetsy Ampitatafika. Fianakaviana izay mivelona amin’ny fivarotana « pâte jaune » no niharan’ny asa ratsy. Mivarotra  ambongadiny an’izany izy ireo, ary mpamatsy  entana eny amin’ny tsenan’Anosibe no. Efa narahin’ireo olon-dratsy maso izany asa izany ary tonga hatramin’ny fanafihana…

Filet de sécurité, électricité, kits solaires….. : 392 millions de dollars de la Banque Mondiale

En visite à Madagascar depuis hier, David Malpass, le 13e Président de la Banque Mondiale a réitéré sa volonté d’aider Madagascar à  retrouver le chemin de la croissance et à  sortir le peuple malgache de la spirale de la pauvreté. « Le train de développement de Madagascar est en marche, tel un TGV. Cependant, seul je…

Hatairana ny an’ireo olona teo amin’ny manodidina, raha nandre feom-basy nanakoako, nandrovitra ny voalin’ny alina, ny sabotsy hifoha alahady lasa teo tany amin’iny distrikan’i Morafenobe iny. Lehilahy iray no fantatra, fa nitifi-tena ary maty tsy tra-drano. Tokony ho tamin’ny 11 ora alina tany ho any no nitranga izy io araka ny angom-baovao azo. Zandary iray…

VISION Une visite historique.  C’est ainsi que le Président Andry Rajoelina a qualifié le séjour de travail en terre malgache du 13e Président de la Banque Mondiale. Défis du développement Une visite historique qui marque surtout le point de départ de cette nouvelle ère du développement à Madagascar qui retrouve plus que jamais la confiance…

Ils ont fait le buzz… : Les dormeurs de garde à Tsaralalàna

Les images des proches ou des parents des petits malades à l’hôpital des enfants à Tsaralalàna ont circulé depuis le 21 avril sur les réseaux sociaux. Par manque d’infrastructure d’accueil, ils et elles sont obligés d’attendre sur le trottoir d’en face durant le séjour hospitalier de leurs fils, filles, petits-fils, petites filles… Des images presque…