Day: 10 mai 2019

Fiara taxi-brousse  iray manao zotra Antananarivo-Toliary no nahatrarana rongony milanja 18 kg. Nokasaina haondrana ao Antananarivo ireo rongony ireo, izao sarona teto Antsirabe izao. Nandritra ny fisavana mahazatra fanao amin’ireo fiara mivezivezy amin’iny lalam-pirenena fahafito iny no nahatrarana ireo rongony 18 kg ireo. Nofonosina anaty harona plastika mainty ireo rongony ireo.  Raha ny fanazavana avy…

Olona  dimy no efa voany, izay samy nangalàny vola mitentina eo amin’ny enina hetsy ariary ka hatramin’ny iray tapitrisa ariary teo ho eo, rehefa nampanantenainy fa alefa hiasa any ivelany. Ny tambajotra sosialy « facebook » teto no nataon’ity mpisoloky ity tokontany filalaovana. Ny voalohandohan’ny herinandro teo no voasambotry ny pôlisy avy ao amin’ny sampana « cybercriminalité » ity…

Roalahy nitondra basim-borona « calibre 12 marque Robuste » sy basy vita gasy iray niaraka tamina bala maromaro no voasambotry ny zandary ao Maevatanàna nandritra ny sakana natao tao Berivotra 5/5, afak’omaly alina, tamin’ny 11 ora. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary tany an-toerana dia ny mpamilin’ilay taxi-brousse nandehanan’izy ireo no nampilaza haingana ireo zandary, ny amin’ny fisiana olona…

80 stands de commerces, en majorité tenus par des brocanteurs, sont partis en fumée. Les préjudices sont évalués à 1,2 milliards d’ariary. Tel est le bilan de l’incendie survenu, mercredi 8 mai en début de la soirée à Ambodivona. Selon les informations, le feu a été provoqué par l’explosion d’un réfrigérateur dans une boutique de…

Rehefa nokarohana nandritra ny roa andro ny mpivady nangalatra lavanila maitso iray « sac à dos », tao amin’ny Fokontany Andranomavo II, Kaominina ambanivohitr’ Antsenavolo, Distrikan’i Mananjary, ny alatsinainy teo, dia tra-tehak’ireo vatan-dehilahy mpanara-dia  70 izay nirongo antsy sy lefona, ramatoa, afak’omaly, raha tafaporitsaka tao anaty fifanenjehana kosa rangahy vadiny, ka mbola karohina fatratra atao hazalambo amin’izao.…

Comment savoir qu’un tel a le « bon profil » pour se porter candidat aux législatives et digne de représenter véritablement la population ? La réponse sera complexe dans la mesure où le premier critère qui devrait venir à l’esprit, bien évidemment outre les critères légaux, c’est l’intégrité  de la personne. En effet, et c’est un secret de…

Le secteur de l’énergie sera l’axe prioritaire de la coopération entre la Banque mondiale et le gouvernement malgache. 90 millions de dollars d’aides aux familles défavorisées ; 150 millions de dollars pour l’amélioration de l’accès à l’électricité ; 52 millions de dollars pour financer la sécurisation des titres fonciers et 100 millions de dollars en guise d’aide…

Depuis 2015, année de sa mise en place, le centre « Vonjy », qui assure la prise en charge holistique des enfants victimes de violences sexuelles au Centre Hospitalier Universitaire de Gynécologie-Obstétrique de Befelatanana (CHUGOB), a pris en charge 2695 enfants, représentant 93% des 2899 cas de victimes de violences sexuelles prises en charge dans ce centre.…