Day: 17 mai 2019

Voamboana 02m amin’ ny efamira miisa 69 no saron’ ny zandary nandritra ny fisavana ny alin’ ny 14 may 2019 teo amin’ny tanàna Antanambao ao anatin’ ny fokontany Ampitambe kaominina Ambohibary ato anatin’ ny distrikan’ny Moramanga. Nitondra vary akotry milanja 03 taonina ity fiara vaventy ity. Rehefa nanontany ny antotan- taratasin’ ny fiara ireto zandary…