Day: 20 mai 2019

Electrification rurale : Installation de 80 centrales hydroliennes à Madagascar

Le fokontany d’Amboarakely, dans la commune d’Ambatolaona est la première localité à bénéficier d’une centrale hydrolienne qui produit une énergie d’une puissance de 6kW au profit de la population locale au nombre de 200 habitants. L’ hydrolienne constitue une nouvelle technologie utilisée dans quatre pays du monde seulement, dont Madagascar, servant à promouvoir l’électrification rurale.…

Nisy nitory eny amin’ny zandary misahana ny raharaha heloka bevava izy noho ny raharaha fisolokiana ; izay mitentina maherin’ny iray miliara ariary. Angatahin’ny mpitory koa ny tsy fahazoany mivoaka ny sisin-tany malagasy ‘ndrao hitsoaka izy ato ho ato. Tsy iza izany, fa vehivavy iray  isan’ny kandidà ho solombavambahoaka eny amin’ny distrikan’Antananarivo-Atsimondrano, ary isan’ireo manao fampielezan-kevitra ankehitriny.…

Vokatry ny firongatry ny tsy filaminana eto Toamasina, ny vaky trano, fanendahana, fanafihana mitam-piadiana, ary ny vono olona, dia namory haingana ireo ekipan’ny « OMC » ny prefen’i Toamasina Atoa Benandrasana Cyrille ny herinandro nivalona iny. Nandritra izany dia hentitra ny baiko nomen’izy ireo ny mpitandro ny filaminana eo anivon’ny Emmo-Sécurité Atsinanana, fa mila vokatra haingana amin’izany…