Day: 22 mai 2019

Lasibatry ny dahalo nitam-basy indray tao amin’ny Kaominina ambanivohitry Merimandroso, Distrika Ambohidratrimo, ny alin’ny alahady teo, tokony ho tamin’ny valo ora, ka omby  20 tao an-tanànan’Ambohipoloalina Fokontany Ambohijanaka (8 km miala an’ Ivato)  no lasan’ny 15 lahy. Raha ny vaovao voaray, dia nanao « tee-shirt » misy sarina kandidà iray tamin’ny fifidianana filoham-pirenena farany teo iny, ny ankamaroan’ireo dahalo, ka nisy…

Le littoral Est est la zone la plus fréquemment frappée par les catastrophes naturelles, notamment les cyclones. Pour renforcer la préparation à ces catastrophes et améliorer la capacité à faire face à l’afflux soudain de secours en cas de catastrophe naturelle majeure, le Groupe Deutsche Post DHL, société leader de la messagerie express et de…

Isan’ny mbola mahazo vahana eto amintsika ity resaka entana hosoka, nalain-tahaka amin’ny tena izy, miparitaka eny an-tsena ity. Mbola vitsy anefa ireo sahy mijoro manohitra izany ary mitondra raharaha eny anivon’ireo mpitandro filaminana. Toy ny zava-nitranga teny Tsenan’Anosibe ny herinandro lasa teo. Orinasa iray no tonga nitairana teny anivon’ny pôlisy ny mahakasika ny fiparitahana entana…