Day: 28 mai 2019

Voatafika ny tanana. Tsy nisy nahazo nivoaka ny fokonolona. Voambina basy ny varavaran’ny isan-tokantrano. Môtô an’ny talen-tsekoly iray no sendra ny fanafihana ary nodoran’ireo olon-dratsy. Afa-nitsoaka kosa ilay mpitondra azy. Horohoro toy izany no niainan’ireo fokonolona tao  Andreba Avaratra, disitrikan’Anjozorobe, ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Tombanana ho any amin’ny 30 lahy any ireo dahalo,  nirongo…

OMD : Le 25e Conseil d’administration de l’Afrique australe et orientale  à Madagascar

La douane malgache figure parmi les plus performantes en Afrique. Et  la tenue, à Madagascar,  du 25e conseil d’administration de la branche Afrique australe et orientale de  l’Organisation Mondiale des Douanes (OMD) rehaussera davantage la visibilité de Madagascar au niveau régional et mondial. Une réussite. C’est ce que l’on peut dire de la participation de…

Tsatoka antsy telo farafahakeliny no hita teny amin’ny vatana mangatsiakan’ny lehilahy iray, ny alin’ny alahady teo tokony ho tamin’ny sivy ora alina. Tetsy amin’ny lalam-baovao « rocade » izay mifanandrify amin’Ankasina izy no nisy nahita, efa nitsirara tamin’ny tany. Ireo no avy hatrany dia nampandre ny polisy misahana iny boriborintany iny. Olona efa tsy nisy aina intsony…

Soutien aux agriculteurs : L’ARC et le PAM renouvellent leur partenariat

L’Agence African Risk Capacity (ARC), une agence spécialisée de l’Union africaine, et le World Food Programme (PAM) a prolongé le 24 mai dernier, le contrat de service administratif (ASA) « Le PAM fournit des services administratifs et financiers à l’ARC, renforçant ainsi le partenariat de collaboration entre le PAM et l’Union africaine (UA). Depuis la création…

Efa manomboka ny fanontàna ny kisary famantarana manokana izay hapetaka amin’ny fiara na moto ampiasain’ny mpanao gazety amin’ny fanatontosana ny asany. Avy amin’ny alàlan’ny fandefasana mailaka amin’ny adiresy sticker.ojm@gmail.com no hanatontosana an’izany. Alefa amin’io izany ny fangatahana dia misy valiny izay fenoina avy eo ary dia manomboka eo amin’izay ny toromarika rehetra hahazoana ny « autocollant…

La déclaration du Premier responsable du PAC vendredi dernier relatif à l’ajournement de la destruction des 21kg d’héroïne saisis par la douane courant du 18 octobre 2018 à l’Aéroport d’Ivato a provoqué des polémiques comme quoi, cette drogue qui a été saisie chez deux ressortissants Béninois s’est vue transformée en lait en poudre. La Direction…