Day: 5 juin 2019

Rugby Scolaire –Sommet national : Les équipes du CEG Ezaka et du CEG Centre qualifiées à Toliara

Deux équipes du Sud-Ouest ont validé leur ticket pour la phase finale de la 3e édition du championnat national du rugby scolaire.   Après des mois de préparation avec Malagasy Rugby et le Ministère de l’Éducation Nationale – de l’Enseignement Technique et de la Formation professionnelle, Terres en Mêlées Madagascar, le Championnat National de Rugby Scolaire…

Autonomisation des femmes dans le Sud : La transformation du manioc en « gari » parmi les succès des groupements féminins

Le PAM mène depuis plusieurs années, des activités de soutien aux groupements féminins dans un objectif premier d’autonomisation des femmes, et de contribuer, par la même occasion à l’amélioration des revenus des ménages. Plusieurs  groupements bénéficiaires ont effectué une visite d’échanges, le mois dernier.   Quatre groupements féminins appuyés par le Programme Alimentaire Mondial (PAM)…

Manoloana ny fahatongavan’ny fetim-pirenena, dia manentana ny olom-pirenena rehetra mba hanangan-tsaina ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka. Mariky ny fiandrianam-pirenana izany ary manana andraikitra amin’ny fankalazana io andro lehibe niverenan’ny Faleovantenam-pirenena io ny Polisim-pirenena, hoy ny Minisitry ny filamimam-bahoaka, Rafanomezantsoa Roger, ny talata maraina teo. Fotoana izay nizaran’ny Minisitra  sainam-pirenena tamin’ireo Polisy miasa eo anivon’ity Minisitera ity. Nambarany,…

Tranga nahavalalanina ny maro no niseho tany amin’ny Distrikan’ Amparafaravola. Vadintany iray teo am-panatanterahana didim-pitsarana no niharan’ny fikasihan-tanana, tao amin’ny Fokontany Antsakoana, ka torana tsy nahatsiaro tena noho ny dona mafy nihatra taminy. Raha ny vaovao voaray, dia notoherin’ny tompon-trano ity vadintany ity rehefa hampihatra ny didim-pandravana trano, ka voatora-bato sy voakapoka in-telo teo amin’ny…

Mpamosavy malemy. Lehilahy mpiasa amina « guichet » iray etsy amin’ny toby fiantsonan’ny taxi-brousse etsy Andohatapenaka no voasambotry ny pôlisy, ny faran’ny herinandro lasa teo noho ny  harom-paosy teny an-toerana. Namany mpiara-miasa tao ihany no lasibatra tamin’io fotoana io. Raha ny zava-nitranga, araka ny fampitam-baovao azo avy tamin’ny pôlisy, dia nisy fivoriana ireo mpiasa tao tamin’io sabotsy…

BNI Madagascar : KRED, un nouveau crédit pour  les entreprises

La BNI Madagascar révolutionne le secteur bancaire.   Avec son nouveau produit, KRED : la banque autrement, elle devient la première banque  digitale  permettant  à sa clientèle d’entrer en contact, de recevoir son crédit et de le rembourser depuis son téléphone portable 7j/7j et 24/24 via M’Vola. Lancé  officiellement à la Gare Soarano,  lors d’une cérémonie qui…