Day: 11 juin 2019

Tsy misy izay tsy miresaka ity tranga ity ny mponin’Ambohibao sy ny manodidina azy, tsy milamin-tsaina koa ireo ray aman-dreny. Mahakasika ny tsy fahitàna ny zazalahy iray izay mipetraka eny an-toerana ary mianatra eny amin’ny manodidina ihany ity raharaha ity. Ny talata teo, tsy nody ilay zaza raha tokony misakafo any an-tranony isan’atoandro alohan’ny hiverenany…