Day: 22 juin 2019

Noho ny firongatry ny asan-dahalo any amin’ny distrikan’i Ambato-Boeny, amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetim-pirenena izao, dia manao antso vonjy ny vahoaka any an-toerana, izay miaina ao anaty fitaintainan-dava andro aman’ alina, mba hijerena haingana ity tsy fandriampahalemana ity, hoy ny mponina. Raha ny vaovao voaray, fokontany telo any amin’ny kaominina ambanivohitra Anjiajia no nasesin’ny…

Omaly no natolotra ny fampanoavana ny polisy roa. Voarohirohy tamin’ny fikasihan-tànana mpanao gazety izy ireo nandritra ny lalao ara-panatanjahan-tena natao tao Mahamasina. Nidoboka am-ponja eny Antanimora ny iray raha nahazo fahafahana vonjimaika kosa ny faharoa. Fikasihan-tànana izay niteraka faharatràna no anton’ny fitorian’ilay mpanao gazety mpaka sary. Nisy fifandirana kely teo amin’ny samy polisy nandritra ny…

Remaniement gouvernemental : Ntsay Christian s’en remet à l’article 54

Il n’est pas à écarter que la majorité à l’Assemblée nationale, composée des députés élus sous les couleurs de l’IRD, décident de renouveler leur confiance à l’actuel locataire de Mahazoarivo. « La Constitution, dans son article 54 stipule que le Premier ministre est nommé par le parti ou groupe de parti majoritaire à l’Assemblée nationale. Nous…

Tranga hafa kely tsy fahita firy izay nahavalalanina ny maro nahita no niseho tany Sakaraha, omaly nisandratra andro, tokony ho tamin’ny 10 ora latsaka folo teo. Tovolahy iray sahabo 20 taona eo, tratra nangalatra dokotra, no niharan’ny fitsaram-bahoaka. Rehefa avy nodarohina sy niharan’ny vono ity mpangalatra, dia nasaina nohaniny manta teo ho eo ilay vorona…

« Base Toliara » : Reprise des activités après les incidents à Ranobe

Les activités menées par « Base Toliara », la filiale du groupe « Base Resources », une entreprise minière australienne cotée en bourse, reprennent actuellement après les incidents survenus dans son site d’intervention à Ranobe. « Il y a maintenant une prise de responsabilité de l’Etat en matière de sécurisation des investissements. Et on travaille toujours en étroite collaboration,…

Baolai : Les promotions continuent

Les promotions spéciales Barea – CAN 2019 et Fête de l’Indépendance se poursuivent chez Baolai le leader dans la distribution des grandes marques chinoises de l’électroménager et de l’audiovisuel. « Des remises spéciales sont pratiquées sur nos produits, notamment les téléviseurs LED et 4 K de nos plus grandes marques comme Changhong, Hisense et Skyworth, mais…