Day: 22 juin 2019

Région Diana : Une zone d’émergence industrielle en vue à Andrakaka

Andrakaka est une zone à fort potentiel pour l’émergence d’activités industrielles multisectorielles, selon l’EDBM (Economic Development Board of Madagascar). S’étalant sur une superficie de 2 600 ha, le site est doté de potentialités dont la valorisation se fera à travers la réhabilitation et la mise en place d’infrastructures structurantes comme l’aéroport, les routes d’accès, les…

Amin’izao ririnina mamirifiry izao, mirongatra ny adiam-balala any amin’ny Kaominina ambanivohitra Ambiky, ditrikan’i Morombe, faritra Atsimo Andrefana. Gaga ireo mpiantsena sy ny mponina tao Ambiky, afak’omaly tolakandro, nahita valala maro be nanidina sy nandrakotra ny arabe tamin’iny RN9 iny, ka izay toerana nandalovan’ireto andiam-balala ireto, dia rako-mainty maizina avokoa. Raha ny vaovao voaray, dia niazo avaratra kelin’…

Bianco : Inauguration du nouveau siège

2.392.019.768 ariary. C’est le coût total des travaux de construction du nouveau siège du Bureau Indépendant Anti-Corruption (Bianco) à Ambohibao. En effet, la cérémonie d’inauguration du nouveau bâtiment R+2 qui servira de siège pour l’organe en charge de la lutte contre la corruption, s’est déroulée hier. Une cérémonie honorée par la présence du Premier ministre…

Noho ny fandaozany ny vadiny sy ny tsy namelomany ny zanany roa, dia raim-pianakaviana iray no nohelohin’ny Fitsarana ao Toamasina sazy mihantona telo volana, ary nandoa onitra 10 tapitrisa ariary. Raha ny vaovao voaray, dia efa 16 taona ity rangahy ity sy ramatoa vadiny no niara-nipetraka. Nasain’ingahirainy niara-nitady vola taminy ilay vehivavy mba hanamboarana trano tao…

Trail Manani-bohitra – Deuxième édition : Plus de 500 coureurs attendus

Et c’est parti pour la deuxième édition du trail Manani-bohitra. Un événement sportif pour les marathoniens et initié par l’association éponyme Manani-bohitra, qui se tiendra le samedi 29 juin prochain. A J-8 de la course, la préparation est fin prête pour accueillir plus de 500 participants. La date butoir de l’inscription sera le 25 juin,…

Andiana mpanendaka sy mpangalatra Tuc-Tuc dimy lahy dia i Jean Michel na “Rasta” 24 taona – Marinot 18 taona – Jean 19 taona – Gillot 18 taona – ary Cerlin 24 taona, no saron’ny FIP ny talata alina nifoha ny alarobia teo. Mbola tratra tamin’izy ireo ireo fitaovana fampiasany  amin’ny famakiana trano sy ny sabatra…