Day: 1 juillet 2019

Ny zoma maraina lasa teo dia zandary maromaro avy ao amin’ny Vondron-tobim-paritra Betroka, nampian’ireo avy ao amin’ny Usad no nandeha namaky zohy iray fieren’ny dahalo sy fanafenana omby, izay efa malaza fa tsy mety azo, tao Soahazo, fokontany Mangalahy, kaominina Ivaho, distrika Betroka. « Raha mbola niomana tsy lavitra ilay tanàna anefa ireto mpitandro filaminana…

Salama tsara Atoa Rakotondramanana Dieu Donné niala tao an-tranony ao amin’ny « cité Canada » Toamasina, raha nandeha nivory mikasika ny resaka OTIV Littoral PORT. Hatairana anefa ny an’ireo fianakaviany fa vatana efa mangatsiaka naterin’ny mpitandro ny filaminnaa no tonga tao an-tranon’izy ireo, raha efa nentina teny amin’ny hopitaly. Manahy vono olona ao anatin’izao raharaha izao ny…

Groupe ViMa : Relations étroites affichées avec les Etats-Unis

Un sponsor historique de la fête de l’indépendance des Etats-Unis ! C’est ainsi que le Goupe Vision Madagascar (ViMA) s’affiche, lors de la réception pour la célébration des 243 années d’indépendance des Etats-Unis d’Amérique, qui s’est tenue à la Résidence – Villa Philadelphia Ambaranjana, le vendredi 28 juin dernier. « Faisant partie des engagements de ViMa, la…

Football – CAN 2019 : Les Barea surclasssent les Nigérians et filent en 8es

Les Barea de Madagascar se sont adjugé la première place du groupe B, grâce aux buts de Bolida Nomenjanahary et Carolus Andriamahitsinoro. Historique. Qui aurait cru que les Barea, 107e au classement mondial, allaient surclasser les Super Eagles du Nigéria, mondialistes et 45e mondial. Mais les hommes de Nicolas Dupuis ont fait ce qu’il fallait…

Renim-pianakaviana iray manan-janaka dimy mianadahy no maty novonoin’andian-jatovo tsy ampy taona, ny alin’ny 25 hifoha ny 26 jona teo, tao amin’ny Fokontany Andrapengy, any amin’ny Kaominina ambanivohitra Ampahana, Distrikan’ Antalaha. Raha ny vaovao voaray, dia avy namonjy alim-pandihizana ka iny hamonjy fodiana iny ity vehivavy ity no nisy namono teny an-dàlana. Taorian’ity vono olona tamin’ny fomba feno…

Taorian’ny fahaverezan’omby tao Andohajango, any amin’ny Distrika Mandritsara, ny 24 jona teo, dia raikitra nyfanarahan-dia nataon’ny mpitandro filaminana sy ny Fokonolona tany an-toerana. Rehefa tonga teo amin’ny toerana iray voalaza fa kizo fieren’ireo mpangalatr’omby, dia raikitra ny fifandonana teo aminy sy ireo dahalo. Raha ny vaovao voaray, dia mpitandro filaminana mpanara-dia  efatra (Zandary roa sy Miaramila roa) ary olon-tsotra…

Le renouvellement du bureau de l’association Tambohobe a été une occasion pour les nouveaux élus de cette association de dresser les nouveaux projets, pour les missions de sensibilisation à mener durant leur mandat qui est de 5 ans. L’association Tambohobe, qui  œuvre auprès des communautés rurales et dans les quartiers défavorisés en milieu urbain depuis…