Day: 5 juillet 2019

Ils sont 40 stagiaires à avoir suivi une formation d’arbitre, proposée par la  Commission Régional des Arbitres (CRA), en collaboration avec la ligue Analamanga et la Fédération Malgache de Football. Ils ont terminé la première étape de la formation cette semaine. Floriant Raolimanana, instructeur international et ex-arbitre international, et Andrianantenaina Pascal, instructeur international, les ont…

Saika isan’andro, mamoa-doza foana ny « moto scooter » eto an-dRenivohitra. Omaly naraina, tokony ho tamin’ny 10 ora, « moto jog 50 » iray nandeha nirimorimo mafy tamin’ny « sens interdit » hiakatra an’ Ankadifotsy iny no nandona ramatoa iray. Nianjera mafy be nitsirara tamin’ny tany ity renim-piakaviana, ka naratra mafy teo amin’ny lohany, ary mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny « neurochirurgie ». Na…

De nombreux acteurs et professionnels de la mer participent activement à la 2e édition du Salon de la mer, organisée par l’agence Premium Publicix, en collaboration avec le ministère de l’Environnement et du Développement Durable. Cet événement se déroule à l’Alliance Française  Andavamamba.  Des opportunités s’offrent aux jeunes, femmes et hommes, qui veulent devenir des…

La fin du calendrier scolaire 2018-2019 approche à grand pas. 524 997 candidats inscrits sont inscrits pour les examens du CEPE, contre 328 200 pour les examens du BEPC. Les examens officiels pointent leur nez. Le rendez-vous est donné pour le 9 septembre prochain pour les examens relatifs à l’obtention du Brevet d’Etudes du Premier…

Ambohidratrimo : Valo lahy tra-tehaka nangalatra omby vositra

Taorian’ny fametrahana fitarainana teny amin’ny mpitandro filaiminana, mahakasika ny fahaverezan’omby vositra iray miteti-bidy 1,2 tapitrisa ariary eo, tao Antanetibe, Kaominina Ampanotokana, Distrikan’ Ambohidratrimo, ny alin’ny 29 jona lasa teo, dia nanao ny fikarohana an’ ireo olon-dratsy ny Zandary, ka tra-tehaka tao Andranotapahana (RN4) nandritra ny fisavana nataon’ny Zandary avy ao amin’ny Borigadin’ny Talatamaty, ny alin’ny…

La fièvre Barea dépasse les frontières disciplinaires. Dans le microcosme culturel,  six artistes ont voulu passer un message au pays, aux Barea, et montrer leur fierté face au parcours incroyable de l’équipe nationale à la CAN 2019. Mbato Ravaloson (Metteur en scène) : Nous encourageons toute l’équipe. Alefa Barea ! Nous vous soutenons et souhaitons tous que…

Distribution des maillots officiels : un micmac frustrant pour les inconditionnels des Barea

Le micmac actuel autour de  la distribution des maillots officiels des Barea risque de porter un coup de froid sur l’élan d’enthousiasme et de solidarité, qui est né après le succès sans précédent du football malgache. A qui la faute ? C’est la question que l’on se pose avec ce fiasco apparent concernant la distribution des…

Raim-pianakaviana iray no namoy ny ainy tao anatina lozam-pifamoivoizana omaly tany amin’iny distrikan’Anjozorobe iny. Môtô roa no nifandona tamin’izany. Tsena ny andro omaly tany an-tampon-tanan’Anjozorobe. Fanaon’ireo olona avy any ambanivohitra no miakatra ao an-tampon-tanana araka izany, mamonjy izany tsena izany. Anisan’izany ireto mpivady, izay niaraka teny ambony kodiaran-droa. Indrisy anefa, fa tsy tafaverina intsony tany…

Noho ny fanomezam-baovao marim-pototra avy tamin’ny olona tsara sitrapo ny mpitandro filaminana, ka tao anatin’ny fanarahan-dia niarahan’ny Fokonolona sy ny Zandary, dia voasambotra tao Ilakaka ny dahalo dimy sy omby  efatra tamin’ireo very tany amin’ny Kaominina Andriadapy, Distrikan’i Betroka, ny 20 Jona lasa teo. Raha ny vaovao voaray, efa niaraka tamin’ny kavina vaovao sy taratasy famotsiana…