Day: 9 juillet 2019

BNI  Madagascar : « Barea Saturday » pour se rapprocher de la clientèle

BNI Madagascar confirme son soutien aux Barea, qui viennent d’accéder aux quarts de finale de la CAN 2019. En sa qualité de partenaire bancaire de l’association Barea CAN 2019, elle a saisi l’opportunité de la ferveur populaire, et de l’élan de solidarité nationale engendrés par la performance de l’équipe malgache dans le cadre de cette compétition africaine,…

Lu pour vous… L’aventure mondiale du football africain, de Jean-Marie Nzekoue

« Le football international est en train de vivre une mutation », cette expression gagne de plus en plus les lèvres des spécialistes du football à travers le monde. Fini, apparemment, le règne des équipes à vedettes ou des formations nationales inamovibles. Tout le monde, et surtout les meilleurs, peuvent être ébranlés par n’importe quelle équipe. Le…

Efa manao ny ezaka rehetra amin’ny fametrahana filaminam-bahoaka ny mpitandro filaminana izao, saingy fetsy tahaka azy ireo koa ny jiolahy ka mahita hirika hatrany amin’ny asa ratsin’izy ireo. Ny faran’ny herinandro teo araka ny angom-baovao natao, dia tokantrano telo samihafa tao amin’ny fokontany Depôt Analakininina no nisy nanafika sy namaky indray alina monja. Nitondra antsy,…

CAN 2019 – Quarts de finale : Vers l’affrètement de deux avions pour les supporters des Barea

Les 571 supporters des Barea ont débarqué hier après-midi à l’aéroport d’Ivato. Conformément à l’engagement de retour dans la demande de visa pour l’Egypte, tout le monde est rentré, après ce qui a été pour bon nombre d’entre eux, un baptême de l’air. Qui plus est, à bord d’un Airbus A 380. Cohésion.  « Ils ont…

Antsirabe : Novonoiny ny mpampiasa azy, iray volana aty aoriana vao hita ny fatiny

Iray volana aty aoriana vao hita ny razana, nalevin’izy roa lahy ny mpampiasa azy rehefa avy novonoiny tamin’ny antsy fijinjam-bary sy vely kobay. Tao amin’ny kaominina Antanambao Distrika Antsirabe II no nisehoan’ity vono olona ity. Tsy iza no ,nahavanon-doza fa ireo mpiasan’ilay rangahy ihany. Araka ny fanazavana nomen’ny teo anivon’ny zandary, dia  efa 19 taona…

Efa tsy mifidy intsony ireo olon-dratsy amin’izao, ka na trano fivavahana aza dia ataon’ireo tontakely lasibatra. Toy ny nataon’ity tovolahy iray, voasambotry ny pôlisy teny amin’iny faritra Andavamamba iny tamin’iny herinandro iny. Araka ny fampitam-baovao azo dia efa mpamaky trano hikoizana mihitsy ity tovolahy ity miaraka amin’ny namany. Tamin’io fotoana io dia olona mipetraka tsy…

Conventions sur la migration du travail : Un alignement nécessaire des textes nationaux

La récente ratification des trois conventions internationales relatives, ainsi que du protocole relatif aux travailleurs migrants à Madagascar, contraint l’Etat à agir pour protéger les droits desdites personnes. « Madagascar ne dispose actuellement pas de données précises et fiables concernant la situation des travailleurs migrants. Et ce, parce que les migrations qui ont été opérées depuis…

Haino aman-jery : Nandefasana vadintany ny Sky One

Hatairana ny an’ireo mpiasa tao amin’ny foiben’ny Sky One raha nahita ny savorovoro tao ampiasana ny zoma lasa teo. Tonga teny an-toerana niaraka tamin’ny vadintany ny voalaza fa tompon’ity orinasa ity teo aloha mba hitaky izay lazainy fa zo-ny tsy nohajain’ny mpitantana izany ankehitriny na ny orinasa CNC. Fidinana izay nanomezan’io milaza fa tompon’ny orinasa…