Day: 20 juillet 2019

Projet AROFAN  : Vers une réduction des conflits fonciers

Une clinique mobile juridique sera mise en place dans les trente communes d’intervention de ce projet. Les communes sont localisées à Antananarivo et à Antsirabe. Une association de juristes malgaches, dénommée Alliance Miralanja, met en œuvre un nouveau projet intitulé AROFAN, ou « Aron’ny Fananan-tany », financé par la Coopération allemande. « L’objectif consiste à assurer la protection de…

Nitsoaka namonjy ny ainy ilay mpivarokena. Namela ny tsenany teo, nanjakan’ireo jiolahy. Zava-nitranga tetsy Avaratsena Ambohidrapeto ny harivan’ny alakamisy lasa teo. Nirefodrefotra ny basy teny amin’iny faritra Ambohidrapeto iny. Raiki-tahotra ireo mponina; izay samy mbola variana tamin’ny asa fanaony andavanandro. Mpivarokena iray teo Avaratsena no fantatra fa voatafika. Efa-dahy izy ireo nitondra basy poleta. Araka…

Alarobia – Ivandry : Inauguration de la « Rue Pr. Zafy Albert », mercredi

La commune urbaine d’Antananarivo veut être reconnaissante envers tout ce que le Pr. Zafy Albert a fait pour le pays. En effet, suite à la demande de la famille de l’ancien président de la République et du Comité pour la Réconciliation Nationale (CRN), une organisation politique fondée à l’époque par le « père de la démocratie »,…

Jiolahy rain-dahiny iray eny amin’iny faritra Anosipatrana iny no voasambotry ny fokonolona, raha saika hanatanteraka ny asa ratsiny, ny alakamisy lasa teo. Araka ny fanazavana azo, dia isan’ireo malaza ratsy amin’ny  fanendahana sy ny famakiana trano eny amin’iny faritra iny ingahirainy. Raha ny zava-nitranga : nisy namaky ny tokantrano iray teny amin’iny faritra Anosipatrana Atsinanana iny,…

Hatreto aloha dia dokam-barotra politika sy fampanantenana poak’aty ny filazana, fa hamboarina ny lalam-pirenena faha-05 Toamasina – Soanierana Ivongo. Samy nanome toky amin’ny fanamboarana azy avokoa ireo mpilatsaka hofidina rehetra teo, na filoham-pirenena izany, na ireo solombavambahoaka, saingy hatreto dia mbola faharatsiana goavana no iainan’ireo mpampiasa ny lalana sy ireo taksibrosy mpitatitra. Raha ny nambaran’ireo…