Day: 3 août 2019

Miandahy miambavy mihitsy ireo mpanao ratsy, mpanendaka sy mpamaky trano amin’izao. Vehivavy iray, tokony ho 32 taona no voasambotry ny pôlisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriboritany fahatelo, teny amin’iny faritra Météo, Ampasampito iny rehefa avy nifanenjehana eran’ny tanana. Ny talata lasa teo dia nisy andian’olona maromaro, niisa teo amin’ny dimy teo, raha ny angom-baovao azo…

JIRAMA : Vers la fin du délestage, plus que 5 centres critiques à traiter

Le délestage sera bientôt de l’histoire ancienne, selon la Jirama. « Ces deux dernières années, la Direction générale de la JIRAMA a fait un grand pas dans l’amélioration du service offert aux usagers. Le déploiement des groupes électrogènes dans les centres critiques (localités à fréquence multiple de délestage) en fait partie. Actuellement, il ne reste qu’Ikongo,…

Raha fiara iray manontolo no very teny amin’iny faritra Talatamaty iny dia efa « pièces détachées » sy karaokam-by sisa no hita teny Masindray. Tra-tehaka tamin’izany, ary tompon’antoka mihitsy tao ambadiky ny fangalarana ilay fiara, ny olona roa mpivady. Nisy ihany koa ireo olona nividy ireo kojakojan’ny fiara samihafa, izay voarohirohy tao anatin’izany. Niisa dimy izy ireo.…