Day: 17 août 2019

Changement climatique : L’agriculture responsable de 75% de la déforestation mondiale

A Madagascar, les initiatives d’expansion des terres agricoles viennent grignoter  les superficies forestières, aggravant ainsi le phénomène de déforestation. Les conclusions du rapport du GIEC (Groupe d’experts Intergouvernemental sur l’Evolution du Climat) sont sans appel : l’utilisation des terres influe grandement sur le changement climatique. Ce rapport indique que la population mondiale utilise près des trois…

Nahazo fampandrenesena ny avy eo anivon’ny pôlisim-pirenena fa misy lehilahy voasambotry ny fokonolona teny Ambaniala fa nikasa hangalatra môtô-n’olona. Teo am-panaovana ny asa ratsiny mihitsy io ranamana io no nisy nahatsikaritra ka niantsona vonjy. Tsy lasa lavitra dia voasambotra. Nidina avy hatrany teny an-toerana ireo mpitandro filaminana ary nentina natao famotorana. Tamin’izany no nahafantarana fa…

RMDM : Contre un simulacre de démocratie

Le RMDM ou « Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara » a été officiellement présenté hier au Carlton Anosy. Cette nouvelle coalition politique de l’opposition présidée par le président national du TIM Marc Ravalomanana regroupe pour le moment 21 partis politiques. « Le RMDM a été créé pour apporter sa contribution au développement du pays et non…

Nidina nanome tanana ireo polisy eo anivon’ny talem-paritry ny Filaminam-bahoaka (DRSP) any amin’ny faritra Itasy iny ny avy eo amin’ny Hery vonjy taitran’ny polisim-pirenena (FIP) avy eto Antananarivo. Natao izao hetsika izao noho ny fahitana fa mitady hirongatra izay tsy izy ny tsy fandriampahalemana ao Miaronarivo sy ny manodidna. Nahitam-bokatra tokoa izany araka izao manaraka…

Fitaovana maro toy ny “ordinateur complet” 01, “imprimante performante » 01 ary taratasy fotsy « rame » 01 miaraka amin’ny ireo kojakoja mifanaraka fampiasa amin’izany no natolotry ny jeneraly Rasolonirina Jean Baptiste, Talen’ny Fanompoam-pirenena sy Fiandry ao amin`ny Ministeran`ny Fiarovam-Pirenena ny biraon’ny distrika misahana ny fiarovana eny Atsimondrano (BDD) ny alarobia 14 Aogositra 2019 lasa teo. Izao  fanomezana…

Clôturé fin juillet, le programme « Prévenir l’exploitation sexuelle des enfants dans le cadre du tourisme sur l’île de Madagascar (de juin 2017 à juillet 2019 à Toliara) ». Financé par l’Agence Française pour le Développement (AFD) et Ecpat France, la réalisation a été confiée à SOS Village d’Enfants Toliara. Bilan : placement de 18 jeunes filles vulnérables…