Day: 27 août 2019

Fanafihana mitam-piadiana : Mpitandro filaminana iray niaraka tamin’ny namany voasambotra

Niainga tamina mpangalatra môtô iray ny fanadihadiana lalina nataon’ireo pôlisy misahana ny heloka bevava tetsy Anosy. Niafara tamin’ny fisamborana ireo namany izany, izay fantatra isan’ireo raindahiny amin’ireo fanafihana mitam-piadiana sy fangalarana môtô eto an-drenivohitra. Mpitandro filaminana iray no isan’ny naman’izy ireo. Ny herinandro teo no ravan’ny pôlisy ireto tambazotra mpanao fanafihana sy mpangalatra môtô ireto,…