Day: 2 septembre 2019

Le gymnase couvert Soavita était en surchauffe samedi dernier, à l’occasion des championnats de Madagascar junior et cadet de judo. Une bonne préparation avant le tournoi de Capricorne, la dernière compétition pour cette saison. Des centaines de judokas issus des quinze ligues ont assisté aux championnats de Madagascar du combat individuel, samedi dernier, à Toamasina.…

Matotra tanteraka ny paik’ady rehetra entin’ireo mpitandro filaminana handaminana ireo olona marobe ho tonga hitsena ny Papa Ray masina, ny zoma ho avy izao. Nisy mihitsy aza moa ny fanantontosana fanazaran-tena manokana natao hiatrehana izany. Manomboka tany amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, làlana rehetra holalovany hatreny amin’ny Nocianture Ivandry, ny eo amin’ilay toerana manokana hanatanterahana ny Sorona…

Hefarana no tato anatin’ ny distrikan’ i Moramanga ny sampana fanabeazana sy fisorohana eo anivon’ ny Bianco Toamasina,ny 27 ka hatramin’ ny 30 aogositra 2019. Voakasiky ny fihaonana ny teo anivon’ny sampan-draharaham- pampianarana, ireo  misahana ny fahasalamam-bahoaka, ny misahana ny fananan- tany, ny Jirama, ny mpanao fizaha ara-teknika momba ny fiara ary ny kaominina ambonivohitra…

Chose promise, chose due. Les travaux de construction de l’Epp d’Alakamisy Ambositra ont débuté à la grande satisfaction de la population et des parents d’élèves en particulier qui verront d’ici peu leurs progénitures étudier dans un environnement favorable à l’éducation. Une Epp (Ecole primaire publique) d’Alakamisy qui n’incarnera plus désormais l’image de parent pauvre dans…

Le Pavillon de l’Emyrne à Isoraka reçoit, à partir de ce 04 septembre, une exposition du grand peintre Chan. Une vingtaine d’œuvres y seront exposées, soigneusement sélectionnées par la galeriste Nirina Seurin, de la galerie Les Goyaviers, qui organise d’ailleurs cet événement. C’est dans un endroit calme, au centre de la ville d’Antananarivo, à Isoraka,…

Analanjirofo : Hamokatra horonantsary ho fahatsiarovana ny tarika Miarema

Isan’ireo tarika nanana ny lazany teto amintsika ny tarika “Miarema” avy ao Analajirofo, satria saika tao avokoa no nivoaka ireo kalaza tamin’ny mozika Kaiamba Toamasina tamin’izany, ny Taona 70. Isan’reny ny tarika Dede Fenerivo, ny tarika Jean Freddy, ireo naman’izy ireo kosa mbola eo raha nodimandry ny taona 2001 i Jean Freddy ary ny taona…