Day: 5 septembre 2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray tamin’iny lalam-pirenena voalohany, tetsy Malaza Ampitatafika, omaly. Kamiao lehibe iray no nandona fiara « minibus» taxi-brousse. Vokany, olona 11 no naratra mafy vokatr’izany. Ny mpamilin’ilay fiara mpitatitra aza moa dia voatery nosokirina tao anaty karaokam-by tao. Voararàn’ny lalana tanteraka ny fandrasaina zava-pisotro misy alikaola raha hamily fiara, satria dia mampidi-doza ho an’ny…