Day: 21 septembre 2019

Zazalahikely vao teraka mihitsy no nisy nanary tao amin’ny ranon’Ikopa teo Anosizato omaly tokony tamin’ny ray ora tolakandro teo. Araka ny fitantaran’ireo nanatri-maso dia ankizy  nilalao rano teo no nahita ity zaza ity ka nampiakatra azy teo amin’ny sisin-drano teo. Indrisy anefa fa efa maty ilay zaza vao teraka mbola miaraka amin’ny tadim-poitra sy ny…

Transports en commun à  Tana : Formation  des propriétaires de véhicules

Après la formation des chauffeurs et receveurs exerçant au sein de la coopérative Onja, cette fois-ci, ce sont les propriétaires des véhicules qui ont bénéficié d’une formation. Ils étaient une trentaine à avoir assisté hier matin, à cette initiative de la coopérative qui gère la ligne 192. « Nous avons mis en place cette formation des…

Raha tsy dia nisy nitatitra firy teto an-toerana ny fisian’ny zazakely izay notazonina tao anaty « violon » niaraka tamin’ny ray aman-dreniny, fantatra kosa fa noaterin’ny onjam-peo iray tao Paris ny zava-nitranga omaly. Niainga tamin’ny fizaran’olona iray ny sarin’ny efa-mianaka izay notazonina tao anaty « violon » iray teto an-dRenivohitra ny raharaha. Vetivety dia niely izany nanomboka ny alarobia…

Ampanefena Vohémar : Mpandraharaha iray mibodo tanim-panjakàna

Malaza ao Ampanefena (Vohémar) ankehitriny ny fibodoana tanim-panjakàna ataona mpandraharaha iray manana tany mifanila vodirindrina amin’ny tranompokonolona.  Ity farany tokoa mantsy dia nanangana tamboho  kanefa araka ny ambaran’ny fokolona dia tafiditra ao anaty fefy ny tanim-panjakàna.  Ilay mpandraharaha, izay mirehareha fa mahafantatra olona ambony,  kosa anefa dia nanambara fa azy ny tany ary efa voafaritra…