Day: 24 septembre 2019

Namaivay indray ny fifandonana nisy teo amin’ireo dahalo sy ny zandary tany amin’iny distrikan’i Betroka iny ny faran’ny herinandro lasa teo. Vokany, efatra tamin’ireto malaso no tsy afa-manohy intsony ny asa ratsiny ary azo avokoa ireo omby an-jatony teny am-pelatanan’izy ireo. Ny alin’ny sabotsy hifoha alahady lasa teo dia nitrangana halatra omby mahery vaika tao…

Médecins de l’Océan Indien : 65e mission humanitaire à Madagascar, à Taolagnaro en octobre

Au début du mois d’octobre prochain, l’association « Médecins de l’Océan Indien » présidée par le Dr Koytcha assurera sa 65e mission à Madagascar. Cette fois, l’équipe médicale va se rendre à Taolagnaro afin d’y assurer gratuitement la prise en charge des patients du 1er au 10 octobre 2019. La descente à Taolagnaro prévue pour le…

Tao anatin’ny kotaba sy fiantsoana ny tompon-trano hamoha ny  varavarana   no namakian’ireo jiolahy mirongo basy ity tranombarotra lehibe iray tao Anosindrafilo Ambatondrazaka, ny alahady lasa teo tokony tamin’ny 1ora maraina tany ho any. Vao tafiditra izy ireo dia ny tovolahy iray izay zanaky ny tompon-trano no notifiriny teo amin’ny sorony, sady noveleziny hazo ny lohany.…

L’infrastructure portuaire de Toamasina est en pleine extension. Il s’ensuit le  développement de la ville du Betsimisaraka. La Société du Port à Gestion Autonome de Toamasina (SPAT) qui est l’autorité en charge de la gestion et de l’exploitation de ce port, a en même temps réalisé des investissements sociaux contribuant au développement de cette ville…