Day: 25 septembre 2019

Rangahy iray manodidina dimampolo taona no nitsoraka tao amin’ny reniranon’Ikopa izay manamorona an’i Saropody-Ivanja. Tsy fantatra izay antony, fa amin’ny andro antoandrobe no nisaoty tampoka tao anatin’ny rano mandeha izy, ary dia nilentika tao. Teo imason’ny mpanasa lamba marobe izany no nitranga, saingy tsy nisy nieritreritra fa handeha hamoy fo ilay rangahy fa noheverina ny…