Day: 28 septembre 2019

Ny alatsinainy izao no hiatrika ny fanadinana Bakalorea ireo taona famaranana, raha ho an’ny Toamasina dia miisa 25.087 ny mpiadina ao anatin’ny faritra teo dia Alaotra-Mangaro, Analanjirofo, ary Atsinanana, izay eo ambany fiadidian’ny oniversiten’i Toamasina. 11 taona izay mpiatra avy ao Tanambe Ambatondrazana sokajy A2 no zandriny indrindra amin’ity taona ity, raha 72 taona sokajy…

« Nous sommes respectueux des droits humains. Les détenus sont eux aussi des êtres humains, il faut améliorer leurs conditions de détention ». C’est ce qu’a déclaré hier le président Andry Rajoelina lors de sa descente à Fianarantsoa. Dans son programme lors de cette cette visite figurait la cérémonie de pose de premières pierres pour…