Day: 23 octobre 2019

Groupe Aina  : « Ho mandrakizay » officiellement lancé au Plaza

Le groupe Aina offrira un concert au Plaza Ampefiloha le samedi 26 octobre à partir de 15heures.  Il interprètera les morceaux comme « Mifalia », « Vakansy », « Legona », Matoria », hiova Fitàna », Mifankatiava, Julie. En effet, le groupe lancera officiellement son troisième album. D’après  les membres,  la jacquette  comportera des morceaux  comme tonga ny fety « , « Malahelo malala » « volana »,…

Concert : Bessa honoré par la chorale Maintimolaly Ambohitantely

Le nom de Bessa, parolier et compositeur de référence, revient de plus en plus dans le paysage        musical tananarivien ces derniers temps. Le 25 octobre à partir de 19 h, la chorale Maintimolaly Ambohitantely organisera une représentation en l’honneur de ce chanteur au Canal Olympia Andohatapenaka. Trois artistes de la variété malgache seront ainsi au…

Ny alatsinainy 21 oktobra teo tokony  ho tamin’ny 09ora sy 40min dia nitrangana hain-trano tao amin’ny fokontany Morafeno P/elle voalohany ao Fenerivo atsinanana. Raha ny fanazavana azo dia  fitselarana herinaratra tao amin’ity trano may ity no antony, satria mampiasa “panneau solaire” ilay tokantrano ho solon’ny herinaratra ao aminy. Naheno zavatra nipoaka ireo manodidina, satria efa…

Manoloana ny tsy fanajana ny zon’ olombelona sy fanararaotana ara-nofo mateti-piseho ataona pasitera amina fiangonana zandriny (sekta) iray ao Andranomamy, dia nidina an-dalambe nilanja sorabaventy afak’omaly ny vahoakan’ Ampanihy Andrefana ; izay nitaky tsy misy fepetra ny hanakatonana sy handravana izany fiangonana izany. Raha ny nambaran’ireo nitondra teny nentin-katezerana tamin’ity hetsika ity, dia « tsy azo asiana…