Day: 30 octobre 2019

Efa namoahan’ny fitsarana ady heloka be vava tsotra Toamasina didy ity raharaha fakana an-keriny ny Zanak’ ilay tera-tany sinoa antsoina hoe Wu Chao Ying, nitranga ny taona 2014. Henjana loatra ny didy nivoaka tamin’izany, nihatra tamin’izy 14 mirahalahy nosamborina voarohirohy , ka tsy faly tamin’ny sazy nahazo azy ny iray tamin’izy 14 lahy ka nampiakatra…

« Gas’in Praise » :  Prière et louange au Tranompokonolona Isotry

« Ensemble, dites des Psaumes, des hymnes, des cantiques qui viennent de cet Esprit. Chantez la louange du Seigneur de tout votre cœur. Remerciez Dieu le Père toujours et pour tout, au nom de notre Seigneur Jésus-Christ ». (Lettre aux Éphésiens 5.19-20). Chanter pour louer le Seigneur, c’est l’engagement du collectif Gas’in Praise. Ce vendredi, les membres donneront…

Evènement : Quinze jours « geeks » à l’Ifm

Du 2 au 16 novembre, l’Ifm Analakely organise l’évènement « Novembre numérique ». En résumé, presque quinze jours au service de la culture geek à Madagascar. A voir la programmation, on devine que la culture informatique est déjà bien ancrée dans la Grande Île. Par ailleurs, deux expositions vont survoler ces journées d’activités, notamment, « Culture VR. La…

MCU : Interface entre les universités et les opérateurs économiques

La Maison de la Communication des Universités (MCU) organise la première édition de Salon de l’Etudiant et de l’Emploi du 13 au 15 novembre 2019 sur l’Allée du jardin d’Antaninarenina, et ce, avec le soutien de Telma. Une trentaine d’exposants y participeront. « Il s’agit notamment des établissements d’enseignement supérieur publics et privés qui proposent des…

Niditra fitsarana tamin’ny andiany faharoa ny fitsarana ady heloka be vava tsotran’ny fitsarana ambony, ny raharaha mikasika ilay nahafaty polisy telo lahy namita iraka tamin’ny fomba feno habibiana tany Ambodiazinina Fenerivo Atsinanana. Nanana ny mpisolovavany avy amin’ny solombavambahoakan’i Fenerivo Atsinanana Mohamad Amad ireo olona 18 voarohirohy. Taorian’ny famoahan’ny fitsarana ady heloka be vava tsotra Toamasina…

Vehivavy tokony 40 taona teo no maty nitsitra tao anaty taxi-be ny alatsinainy atoandro lasa teo tao Antsirabe. Vao tafiakatra tao anaty taxi-be ramatoa dia niferotr’aina fa mafana loatra ny andro. Tera-tsemboka aok’izany ny tanany sy ny tongony ary ny tarehiny. Tsy nangina mihitsy izy na dia efa nandeha elaela ary ny taxi-be. Tsy rototra…