Day: 31 octobre 2019

Vokatry ny fiaraha-miasa mahomby ataon’ny zandary sy ireo olona tsara sitra-po, dia efa mahatratra 11 ireo basy azo hatramin’iny volana aogositra lasa teo ihany, ny farany teo, tao amin’ny distrikan’Ambatofinandrahana. Basy maodely MAS36 iray no hita tao amin’ny Tetin’Angodongodona, fokontany sy kaominina Fenoarivo, distrikan’Ambatofinandrahana, ny marainan’ny 26 oktobra 2019. Araka ny vaovao azo avy amin’ny…

Guide de soirées afterwork

Trois jours de week-end, une aubaine pour les travailleurs. Pour beaucoup, la soirée détente commence dès ce soir. Mais où passer un agréable moment, Telle est la question. Ne cherchez plus, suivez le guide ! No Comment Bar Isoraka: Honneur au trad-fusion de Talike Gelle    Sur les planches du No Comment Bar Isroaka, place au…

Le ministre Vonjy Andriamanga remercié : Pénurie de carburants, délestage, approvisionnement d’eau.

Tous les membres du gouvernement concernés par les foyers de tensions actuels sont désormais avertis. Coup de tonnerre durant le Conseil des ministres d’hier. Le ministre de l’Energie, de l’Eau et des Hydrocarbures, Vonjy Andriamanga a été remercié. C’est le ministre des Postes, des Télécommunications et du Développement numérique, Ramarolahy Christian qui a été désigné…

Noho ny fanomezan’ olona  tsara sitra-po loharanom-baovao marim-pototra ny teo anivon’ny Fari-piadidian’ny Zandarimaria Fianarantsoa, izay nilaza fa misy jiolahy raindahiny mitazona basy mahery vaika tsy ara-dalàna any Morarano Toby, Fokontany Ambodibakoly, any amin’ny Kaominina ambanivohitra Kianjavato, Distrikan’i Mananjary, dia nanao fisavàna ifotony ny Zandary avy ao Mananjary sy Fianarantsoa, ka basy « fusil à pompe Grizzly…