Day: 6 novembre 2019

On admet que depuis ces deux derniers mois,  on entend moins souvent parler de  kidnapping de Karana. Ce fléau qui a failli noircir l’image du pays, n’a plus fait d’écho majeur grâce aux efforts déployés par les forces de l’ordre notamment depuis le début de cette année. Plusieurs personnes impliquées dans cette affaire ont été…

Nisesisesy tato ho ato ny lozam-pifamoivizana any amin’ny Distrikan’i Sambava. Afak’omaly, môtô roa samy nandeha mafy no nifandona tao Sambava-Centre, manoloana ny « Jardin d’Amour », ka naratra mafy torana tsy nahatsiaro tena ny mpitondra môtô iray, izay mbola miady amin’ny fahafatesana manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly amin’izao, araka ny tati-baovao voaray farany. Ny andron’ny…