Day: 14 novembre 2019

Gestion durable des ressources marines : La success story de la Baie d’Ambodivahibe

La baie d’Ambodivahibe, un endroit paradisiaque offrant un paysage splendide, est surtout une zone exceptionnelle de biodiversité marine et terrestre située à une trentaine de kilomètres de la ville d’Antsiranana, région DIANA, dans la partie Nord de Madagascar. Ce lieu qui, par ses caractéristiques uniques, comporte des écosystèmes naturels incluant d’une part les mangroves, les…

Magazay lehibe iray izay mikirakira lavanila ao amin’ny Fokontany Ambalabe Andrefana II, an-tampon-tanànan’ Antsohihy, no notafihana jiolahy, ny alin’ny alahady teo. Raha vao nahazo antso vonjy tamin’ny mpiambina an’ity mangazay voatafika ity ny mpitandro filaminana, dia tonga nidina teny an-toerana avy hatrany ny zandary, ka raikitra ny fifadonana tamin’ireo olon-dratsy. Vokany : jiolahy iray maty voatifitra,…

Misy raha la terre ! Tranga nahonena sy nampalahelo izay tsy dia fahita firy na fandre any amin’ny Distrikan’ Ambilobe, izay nahavalalanina ny maro no niseho tao Ambondromifehy, any amin’ny Kaominina ambanivohitra Anivorano-Nord. Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana, rangahibe iray mananika ny 75 taona eo no tra-tehaka nanolana zazavavikely dimy taona, mpiray tanana aminy…

Madagascar-Malaysia Business Forum : De nombreuses opportunités identifiées

Des rencontres B to B entre les opérateurs malaisiens qui sont en visite de prospection à Madagascar et leurs homologues malgaches, ont été organisées hier par Madagascar Malaysia Business Council  ou MMBC  Madagascar, à l’hôtel Ibis à Ankorondrano.  Durant cet événement intitulé Madagascar –Malaysia Business Forum, de nombreuses opportunités ont été identifiées selon les participants.…

Vokatry ny tsy fanajana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana sy fandehanana mafy, nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray, tao Sambava-Centre, afak’omaly hariva, tokony ho tamin’ny dimy ora. Raha ny vaovao voaray, « moto Honda » iray nandeha nirimorimo mafy, izay nentin’ny tovolahy no nandona lahiantitra niampita arabe. Noho ny hamafin’ny dona sy fianjerana, maty teo no ho eo…

Projet « Tana-Masoandro » : Reprise de la manifestation hier à Ambohitrimanjaka

La population locale a de nouveau manifesté hier pour dire non au remblayage de ses rizières. Nouveau rebondissement sur l’affaire relative au projet de remblayage de rizières pour la construction de la nouvelle ville « Tana-Masoandro » à Ambohitrimanjaka et ses environs. Hier, suite aux rumeurs selon lesquelles, le ministère en charge de l’Aménagement du Territoire voulait…