Month: décembre 2019

Taorian’ny fifandonana nahery vaika nisy teo amin’ireo dahalo sy ny mpitandro filaminana, dia omby maloto  1 352 no tra-tehaky ny Tafika mpampandry tany (Bataillon Opérationnel Avancé n°3) tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Ranobe, any amin’ny Distrikan’ Amboasary Atsimo, Faritra Anosy, ny zoma teo. Taorian’izay, dia natolotra ny Zandarimaria sy ny Kaominina ao Ebelo ireo omby, ary…

Dans sa circulaire du 04 décembre 2019, le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Supérieure (MESUPRES) rappelle à tous les responsables (Présidents, Directeurs Généraux, Doyens ,Directeurs…) que selon l’ arrêté du 24 avril 2010 portant à son article 15 ,la modalité d’octroi du diplôme de Licence s’effectue obligatoirement par voie d’examen final, et…

ENSOA Antsirabe : La rénovation en marche avec la participation des anciens de l’école

Samedi dernier, l’Ecole nationale des Sous-Officiers de l’Armée Malgache à Antsirabe (ENSOA) était en fête. La 44e promotion baptisée « Findra » a choisi cette école pour marquer le 35e anniversaire de la sortie de cette promotion. A cette occasion, des représentants de la promotion conduits par son Président d’honneur, le Général de la Gendarmerie Kasimo, et…

Analakely : Une braderie dans le hall de l’Hôtel de Ville

Inconcevable et impardonnable. C’est le moins que l’on puisse dire de la décision de la Commune Urbaine d’Antananarivo qui autorise les commerçants à vendre leurs produits à l’intérieur de la Mairie de Tana. En effet, depuis le week-end, une grande braderie est organisée dans le hall d’honneur de l’Hôtel de Ville d’Analakely. Apparemment, la Maire…

Manaraka akaiky ilay raharaha fitakiana ny famerenana ireo nosy Malagasy eo anivon’ny fari-dranomasina Indiana sy ny lakan-dranon’i Mozambika Atoa Zammit Mathias, izay mpikambana eo anivon’ny “Rassemblement Nationale” mpiara-dia amin-dRtoa Marie Le Pen, izay sady kandidà ben’ny Tanàna ao St Pierre La Reunion ny taona ho avy io. Ho azy dia tsy misy tokony hidiran’ny Frantsay…

Raha ny taona 2017 volana desambra no nijoro tao Antananarivo ny sampana “BFP” na “Brigade Feminine de Proximité”, dia izao vao nitsangana eto Toamasina izany sampan’ny “BFP” izany ka eo anivon’ny polisy misahana ny tanànan’i Toamasina I no misy ny foibeny. Sampana polisy vavy natao hisahana ny fiarovana ny vehivavy sy ny ankizy amin’ny herisetra…