Day: 16 décembre 2019

Exposition : Les couleurs  de Madagascar et de l’Inde dans une toile

« L’art véritable n’est pas seulement l’expression d’un sentiment, mais aussi le résultat d’une vive intelligence », une citation que Zouzar adore citer. Le peintre malgacho-Indien  a clôturé son  expovente samedi dernier chez  Bio Neo Antaninarenina. Une douzaine de tableaux était présentée pendant les 10 jours d’exposition. Un concours photo avec les œuvres  a été effectué lors…

Amin’izao an-katoky ny fetin’ny Noely izao, dia tsy hadinon’ny Fikambanan’ny Vehivavin’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena F.V.M.F (ireo vehivavy mpiasa sy vehivavy vady-miaramila sy sivily eo anivon’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena) ny mitondra sy mizara hafaliana ho an’ireo zaza kamboty tezaina eo amin’ny ivon-toerana fitaizana zaza kambotin’ny Tafika Malagasy eny Antsahasoa “5ème Instruction PAGODE”. Amin’ny maha reny azy ireo, dia…

Roland Ratsiraka : Pour un recomptage des voix dans 31 bureaux de vote

Roland Ratsiraka candidat à la commune urbaine de Toamasina conteste les résultats du scrutin du 27 novembre dernier. A cet effet, cet ancien maire du Grand  Port de l’Est a soulevé cinq points comme arguments portant sur des irrégularités, lors de cette consultation populaire. Le candidat de « Malagasy Tonga Saina » a ainsi fait savoir que…

Tsy nanampo ireo vahoaka tao amin’ny “Cité Haras” Ankirihiry, ny alin’ny alakamisy 12 desembra nifoha  zoma 13 desambra teo, fa tokantrano dimy be izao no indray sasesin’ny jiolahy indray alina. Niisa am-polony izay nitondra basy PA sy sabatra ary antsy fohy ireto jiolahy nanao fanafihana tao amin’ny “Cité Haras” Ankirihiry, ka ireo izay miseho ho…

Employabilité : Formation de 40 jeunes de Moramanga sur les métiers du tourisme

L’amélioration des compétences des jeunes est indispensable pour le développement du secteur du tourisme. C’est ce qu’ont affirmé les représentants d’Ambatovy. En effet, cette firme a soutenu la formation de 40 jeunes de Moramanga aux métiers du tourisme. « Ambatovy a financé une initiative du Comité Inter-Services d’employabilité des jeunes et de promotion des femmes vulnérables, dirigé…

Ny zoma tolakandro teo no niakatra teo anivon’ny fitsarana ady heloka bevava tsotra ny fitsarana ambony Toamasina, ilay raharaha sakoroka tao Anjahana Maroantsetra nitranga ny volana janoray 2018. Nandritra izany dia olona efatra: Alphonse – Manantsoa – Fenosoa – ary Denis no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana, saingy maty tany am-ponja ny iray i Denis nandritra…