Day: 17 décembre 2019

Zazalahy roa mpianatry ny EPP sahabo ho fito sy valo taona eo no tra-tehaka nangalatra telefaonina, omaly naraina, tokony ho tamin’ny valo ora, tany Sambava. Handeha hianatra no nialan’ireto ankizy ny an-tranony, nefa nanitan-tsaina nivily lalana izy ireo. Raha ny vaovao voaray, tovolahy iray nandeha bisikileta no lasibatr’ireto « foroche » kely ireto, ka lasa ny finday.…

Efa nampiantona mpitsara teo anivon’ny fitsarana ambaratonga ambony teto Toamasina ny fanomezana fahafahana vonjy maika an’i “Haja kidnapping”, taorian’izay dia nivoaka ny didy fampisamborana azy manerana ny nosy noho ny fanoheran’ny fampanoavana ambony teto Toamasina ilay didy nanafaka azy am-ponja. Roa herinandro teo anefa izay dia saron’ny zandary tao amin’ny antenmieram-pirenena i “Haja kidnapping” ka…

IMT-SEMCO : Délivrance de diplômes internationaux infalsifiables

Un partenariat entre les deux entités a été signé hier à l’hôtel Le Pavé à Antaninarenina.  L’Institut of Management and Tourism (IMT) se démarque des autres universités privées par la promotion de la création d’entreprise par ses étudiants sortants. « Nous ne leur délivrons pas de diplômes tant qu’ils n’ont pas pu monter leurs propres projets »,…

Marché international de l’emploi : Une formation en ligne sur les outils numériques change la vie des femmes

Un programme de formations en ligne, pour améliorer les compétences numériques des femmes, est mis en œuvre par la BAD (Banque Africaine de Développement). Les impacts dans les pays d’Afrique sont considérables sur le marché de l’emploi.  La formation aux compétences numériques de la BAD profite aux femmes. Cette institution projette d’étendre le programme pour…

Elite GSM – Tecno Center :  Trois modèles en  promotion et opération bûche de Noël

Après une petite pause suite à la disparition de son fondateur Jaona Randriarimalala, Elite Elite GSM – Tecno Center se relance sur le marché du mobile.  Nouveau gérant de ce distributeur de Smartphones, Dina Randriarimalala, le frère cadet de feu « Jaona Elite » commence aussi à se faire un nom dans le secteur. Ses initiatives  produisent…

Air Madagascar : Démission  imminente du DG Besoa Razafimaharo

Depuis le début du partenariat stratégique entre Air Madagascar et Air Austral, deux compagnies aeriennes en difficulté, les observateurs affichent un certain scepticisme sur le bien-fondé de cette union.  Deux ans après sa signature, l’accord de partenariat stratégique entre la compagnie aérienne nationale malgache Air Madagascar et la compagnie régionale réunionnaise Air Austral semble ne…

Ny alahady 08 desambra teo raha variana nisakafo ny tompony tamina trano fisakafohanana iray teto Toamasina, dia novakiana andian-jiolahy ny fiarany ka very tamin’izany ny sakosy iray izay bnisy basy ara-dalana an’ny tompony tao anatiny. Nisy noho izany ny fitoriana napetraka izy ireo teo anivon’ny polisy misahana ny heloka be vava Toamasina. Taorian’ny fanadiadiana lalina…

Rehefa miha ritra ny omby any amin’ny Faritra Melaky, dia mandroba tokantrano sy manakan-dalana indray ny fanaon’ny dahalo ankehitriny. Noho ny fanomezam-baovao mari-pototra avy tamin’olona tsara sitrapo ny mpitandro filaminana, dia voasambotry ny zandary tao Betanatana afak’omaly, ny efatra mianadahy tamin’ireo malaso mpanakan-dalana sy mpamaky trano, ka vehivavy ny iray. Raha ny vaovao voaray, rehefa…