Day: 23 décembre 2019

Halatra taova indray ? Mihorohoro tanteraka ireo mponina any amin’iny faritra Ankazoabo Atsimo iny. Lehilahy iray indray mantsy no hita faty tany Sakanavaka, Ankazoabo Atsimo, ny faramparan’ny herinanandro teo. Ireo olona nahita no nampandre avy hatrany ny mpitandro filaminana. Mbola ao anatin’ny faritra iadidian’ny polisy moa izany ka dia ireo no nandray an-tànana ny raharaha. Tamin’ny…

« L’Académie Militaire Antsirabe (Acmil) est un centre de formation qui forge de véritables soldats aptes à assumer leurs responsabilités envers la nation, mais non pas un lieu de torture. » C’est ce qu’a précisé le Ministre de la Défense Nationale (MDN) le Général de Corps d’Armée Richard Rakotonirina, samedi dernier, en marge de la cérémonie de…

Na dia teo aza ny ezaka samihafa nataon’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, dia mbola mirongatra hatrany ny tsy fandriampahalemana any amin’ny Distrikan’ Andapa, Faritra Sava, ka miaina ao anaty horohoro sy tahotra tanteraka ny mponina any an-toerana, ary lasa tsy sahy mandeha irery ny ankamaroan’ny olona amin’izao an-katoky ny fetin’ny Asaramanitra izao, indrindra amin’ny alina. Renim-pianakaviana iray…

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray, tamin’ny RN34 iny, ny marainan’ny zoma teo, tokony ho tamin’ny sivy ora mahery kely tany ho any. Fiarabe iray nitondra sira 30 taonina hiazo an’Antsirabe no tra-doza nivarina an-kady, tao Matavirano Betamotamo, ka maty tsy tra-drano voatsindrin’ny entana ny mpamily, raha naratra mafy kosa ny mpanampy azy, izay tafavoaka ivelan’ilay…