Day: 24 décembre 2019

Toa zava-poana ihany ny fanofanana izay nomena ireo mpamily sy reseveran’ireo taksibe hahaizan’izy ireo manatanteraka ny andraikitra miandry azy eo amin’ny asany. Manamarina izany ny zava-nitranga tamin’ny mpandeha iray tamin’ny zotra 139 mampitohy an’Ambohitsoa sy Antanimena, omaly. Nijanona handray olona teo amin’ny fiantsonana eo amin’ny Paositra Ambanidia ilay taksibe mitondra ny laharana 5130 TAD. Tonga…

Pôle Anti-Corruption : LP pour le sénateur Berthin Randriamiahaingo

Le PAC a remis en liberté le sénateur HVM d’Atsimondrano, qui a déjà passé 7 mois en prison. Le sénateur d’Atsimondrano Berthin Randriamihaingo a obtenu vendredi dernier une liberté provisoire (LP) auprès du Pôle Anti-Corruption (PAC). Ayant passé 7 mois à la prison d’Antanimora, l’ancien élu du HVM était accusé de favoritisme, d’abus de fonction…

Ny herinandro lasa teo dia olona telo no voasambotra, voarohirohy tamina resaka fangalàrana lakroam-pasana vita amin’ny vy.  Ny iray tamin’ireo no mpanao ny asa ratsy manongotra izany ary ny roa tamin’izany kosa no voalaza fa mpividy sy mpandray ireo vy azo. Eto amintsika dia tsy natao handry am-piadanana intsony ny maty. Rehefa tsy ny taolambalon’izy…

Groupe Midi Madagasikara : Les enfants en fête à Ankorondrano Est

Hier, le 23 décembre 2019, les représentants du Groupe Midi Madagasikara et le Rotary Club Millau ont fêté Noël avec les habitants d’Ankorondrano Est. Au programme : distribution de cadeaux, danses, repas de famille et partage.  Hier, lors d’une cérémonie à Ankorondrano Est, le Directeur Général de Midi Madagasikara, Jeremy Rabesahala, a déclaré d’emblée :…

Lehilahy iray tokony ho 35 taona eo no hita faty tao amin’ny reniranon’andrena tao amin’ny fokontany Ambavalato 401. Garaba fitondrana ireny voankazo hamidy  ireny no hita nanakaiky azy ka mety ho mpivarotra izy ity no tratra alina ka nisy nanendaka sy namono azy izao. Omaly Alatsinainy  maraina no hita ny razana, olona sendra nandalo no…

Mpanolana tetsy Ambohipo : Nidoboka am-ponja eny Antanimora

Naolana, nopotsirina ny maso mba tsy hahita intsony raha sendra ka velona ary nokendaina indray avy eo. Rehefa tsy nihetsika intsony satria noheverina ho namoy ny ainy dia natsipy teny an-tanimbary. Izany no herisetra sy vono mihitsy aza izay nanjo ny vehivavy iray namonjy « bal » tetsy Ambohipo. Enin-dahy no tompon’antoka ka ny iray tamin’ireo aloha…