Day: 6 janvier 2020

Omaly manodidina ny tamin’ny 11 ora sy sasany no nisy ny herisetra nataon’ity mpitandro ny filaminana ity tamin’ny olona iray. Fikasihan-tànana izay nitarika ny fahafatesan’ilay olona, teo an-toerana ihany. Tezitra tamin’izany ny fokonolona ary nanomboka niakatra ny feo. Tonga hatramin’ny fanaovana fitsaram-bahoaka ny fikasana ary efa saika ho ratsy tanteraka ny toe-javatra  niseho. Tonga haingana…

Est-on à la veille d’une troisième guerre mondiale ? La question, même si elle n’est pas posée explicitement, par tous les commentateurs commence à provoquer un début de panique dans l’opinion publique. En ce début de l’année 2020, le regain de tension provoqué par l’élimination du général Soleimani chef de la force Quds des Gardiens de…

Nanomboka tamin’ny asabotsy tokony ho tamin’ny roa ora antoandro no tapaka ny herinaratra. Omaly hatramin’ny fotoana nanoratana ity lahatsoratra ity dia mbola tsy niverina izany. Analamahitsy tanàna, Analamahitsy cité, Amboditsiry no tena niharan’izany mivantana. Nilaza koa ny mponina tany Alarobia sy ny manodidina ary Ambohitrarahaba sy Sab-Nam, fa tsy nisy herinaratra tamin’ny fotoana mitovy. Izany…

Noravana mialoha ireo mpiasa tao amin’ity orinasa « zone franche » iray teny amin’iny faritra Anosizato iny. Nisy tamin’ireo voatery nalefa nody ihany koa anefa no torana ho azy teny an-dàlana, ambonin’ireo mpiasa hafa, tao an-toerana izay efa tsy nahatsiaro tena intsony. Raha ny antontan’isa azo teny anivon’ny zandary, dia nahatratra tany amin’ny 64tany ireo mpiasa, sempotra…

Nitrangana vono olona tamin’ny fomba feno habibiana indray tany amin’ny Distrikan’i Betroka, Faritra Anosy, ny alin’ny zoma teo. Tovolahy mpivaro-mandeha iray, antsoina hoe : Njato (Lava Betsileo) avy any Imadin’i Kianja, Distrikan’ Ambositra, mila ravinahitra ao Jangany no hita faty nihosin-drà, afak’omaly naraina. Raha ny vaovao voaray, nisy namany naka an’ity tovolahy namoy ny ainy ity…

Les « Zanak’i Dada » persistent et signent  concernant les élections municipales et communales.  A cet effet, ils ont tenu un meeting, avant-hier, au Magro Behoririka. Lors de son intervention, Me Hanitra Razafimanantsoa a fait savoir l’importance de la confrontation des listes électorales. Un sujet que les partisans et les sympathisants de Marc Ravalomanana ne cessent de…

Rajoelina, Ravalomanana, Rajaonarimampianina : Les trois hommes politiques qui vont marquer 2020

L’échiquier politique de 2020 sera dominé par ces trois personnalités qui bénéficient toujours du soutien de leurs partisans. Ils voulaient se démarquer des autres. Ils se sont solennellement adressés à leurs concitoyens dans le cadre des traditionnels discours de vœux de fin d’année, l’un en tant que président de la République en exercice, les deux…