Day: 9 janvier 2020

SECES section Antananarivo : Les étudiants dans l’expectative

Etudiants et parents sont quelque peu dans la tourmente actuellement en observant l’évolution du mouvement du SECES, le syndicat des enseignants chercheurs et chercheurs enseignants de l’enseignement supérieur, section Antananarivo. Le syndicat durcit le ton en annonçant, dernièrement, que ses revendications, résumées en sept points, n’ont pas été considérées comme elles devraient l’être. Raison pour…

La page des communales à Antananarivo est donc maintenant définitivement tournée après l’arrêt du tribunal  administratif qui a débouté le candidat Rina Andriamasinoro.   Les résultats officiels ne devraient pas différer de ceux qui ont été annoncés par la CENI  au mois de  novembre.  Il n’y a plus  aucune ombre au tableau de cette élection et…

Namoy ny ainy omaly alina ny iray tamin’ireo olona naratra mafy, voatifitr’ilay zandary, nandritrana sakoroka niseho tao amin’ny kaominina Dondona, distrika Soavinandriana afak’omaly. Tafakatra telo araka izany ny isan’ireo olona namoy ny ainy, raha ny vaovao mari-pototra azo teo anivon’ny Faritra Itasy. Miisa telo torak’izay ihany koa ireo olona naratra mbola manaraka fitsaboana any an-toerana.…

Lutte contre le travail des enfants dans la filière vanille : « Projet OIT-SAVABE sur le bon chemin », dixit Jean Pierre Singa Boyenge

Le secteur de la vanille est le second pourvoyeur de devises pour Madagascar et représente 80% de la production mondiale. Mais le secteur est en difficulté (insécurité, désorganisation, problèmes de qualité, perte de savoir faire, etc…). Le prix élevé, imprévisible et la qualité de la vanille ainsi que la prévalence du travail des enfants menacent…

Vokatry ny olan’ny tambin-karama 65.000 ariary avy amin’ny fanjakana ho an’ny mpiasam-panjakana nivadika ho 2.700 ariary ho an’ireo mpampianatra mpiasam-panjakana eto Toamasina, dia nanampan-kevitra izy ireo fa hitokona mandra-pahazoan’izy ireo ny anjarany sy fanazavana feno tamin’izao ambaran’izy ireo fa fanambaniana azy ireo izao. Noho izany dia nisy tamin’ireo sekoly CEG sy ny EPP omaly alarobia…

Tao anatin’iny oram-baratra mahery vaika, narahana rivotra mahery, nikija teto an-drenivohitra sy ny manodidina iny dia andrin-jiro nitondra herinaratra mahery vaika iray no nianjera tetsy Ivandry. Vokany, vehivavy iray sendra nandalo teo ambanin’izany no maty tsy tra-drano, main’ny herinaratra. Araka ny angom-baovao azo dia tao anatin’ilay varatra nirefotra iny mihitsy, izay sady naharahana rivotra no…