Day: 14 janvier 2020

Analakely : Volabe no azon’ny mpisoloky ho mpiasan’ny finance

Niasa teo anivon’ny minisiteran’ny vola izy teo aloha ary tany Ambositra ny biraony. Naato tamin’ny asany nony avy eo. Nitatra ny sainy ary lasa misoloky ho mahatafiditra olona eo anivon’io minisitera io ny tenany. Alefa Mvola ny saran’izany ary alefa taxi-brousse amin’ny adiresiny kosa ny antontan-taratasy rehetra mahakasika ilay olona. Nisy ny tratran’ity asa fisolokiana…