Day: 20 janvier 2020

“Tsy afaka ny hitsitsy intsony izahay izao amin’ity firongatry ny asan-jiolahy eny amin’ny fokontany maro eto Toamasina ity”, izay no nambaran’ny zandarin’i Toamasina nanome ny heviny amin’ity firongatry ny fanendahana sy vaky trano ary fanafihana samihafa. Ny zoma 17 janoary alina nifoha ny sabotsy 18 janoary  tokony ho tamin’ny 01ora maraina, dia nifanehitra tamin’ny zandary…

Tradition : Les « Nouvel An » malgaches de l’Imerina de mars à mai

Cette année, le Nouvel An malgache d’Ambohidrabiby sera à la date du 24 mars, plus précisément à 12h29. Comme chaque année, les collines sacrées d’Antananarivo vont effectuer la célébration à travers des cérémonies traditionnelles en tout genre. L’année dernière, les divers débats et polémiques entourant l’établissement de la date, a quelque peu entamé l’enthousiasme des…

Infrastructures et technologies de pointe : Plusieurs projets en cours à l’Université d’Antananarivo

Les projets de construction d’infrastructures et de mise en place de hautes technologies avancent à grand pas à l’Université d’Antananarivo, et ce malgré la grève des enseignants chercheurs et des chercheurs enseignants. La transformation est en cours à l’Université d’Antananarivo. De nombreux projets seront mis en œuvre cette année selon Rajoelison Gabrielle, vice-présidente chargée des…

Culte d’ouverture de l’année d’exercice 2020 : Les chrétiens de l’Eglise FJKM venus en nombre à Antsonjombe hier

Rendez-vous respecté pour les chrétiens réunis dans l’Eglise FJKM de Madagascar. Le stade Coliseum Antsonjombe était rempli de fidèles « venus louer le nom du Seigneur, mais surtout mettre entre ses mains l’année 2020 » qui vient de commencer. Un évènement double pour les milliers de fidèles chrétiens présents sur le lieux hier. D’un côté, le culte…

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray, tany amin’ny Distrikan’i Sainte-Marie, ny alin’ny alahady hifoha  alatsinainy, tokony ho tamin’ny 12 ora sy 10 minitra, ka lehilahy teratany vahiny iray 30 taona nitondra môtô, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana hoe : « Mathieu Vazaha » no namoy ny ainy. Raha ny vaovao voaray, tra-doza teny an-dàlana ny « moto cross » notaingenan’ ity…

Les supputations vont bon train en ce qui concerne le nom de celui qui succédera à Christian Ntsay à la tête du gouvernement. Celui-ci sera-t-il reconduit à Mahazoarivo ou remplacé par un autre ? Combien de ministres vont rendre leur tablier et continuer dans cette marche vers le développement ? Autant de questions qui se posent.…

Rehefa nahazo antso vonjy tamin’ny mponina ny miaramila, mahakasika ny fanafihan-dahalo nitranga tany amin’ny Kaominina ambanivohitra Andabotoka Distrikan’i Maintirano, dia tonga ara-potoana ireo mpampandry tany, ka dahalo raindahiny iray nitam-basy no azo sambo-belona niaraka tamin’ny omby  18 avy nangalarina, afak’omaly. Efa am-pelatanan’ny zandary atao famotorana ankehitriny ity dahalo tra-tehaka ity, raha mbola mitohy kosa hatramin’izao…

Nitrangana vono olona tamin’ny fomba feno habibiana indray tany amin’ny Distrikan’i Sainte-Marie, ny asabotsy teo, ka vehivavy iray antsoina hoe : Saraléa Brigitte no nisy namono tao Sahamerina Fokontany Agnalaradjy. Raha ny vaovao voaray, tokony ho tamin’ny sivy ora sy fahefany tany ho any no hita faty tsy nisy loha intsony ity vehivavy ity. Hatramin’ny ora…