Day: 18 février 2020

Création artistique : System D présente « La planète des songes » 

« Jean Babouin, grand reporter pour Tv singerie, interviewe aux quatre coins du monde les quelques espèces rescapées : comment vit-on sans l’homo sapiens au lendemain de la sixième extinction de masse? » Voilà de quoi en retourne « la planète des songes ». Une création artistique de System-D, représenté le 28 février à l’Ifm Analakely.  Si dans ses poèmes,…

Tovolahy iray 15 taona, fantatra amin’ny anarana hoe : Landy Dolin, mipetraka ao Antsirabe Sambava, izay avy any Ambalavao Tsienimparihy, no hita faty an-drano, omaly naraina. Raha ny vaovao voaray, roa lahy no niara-nandro sy nilomano teo ambanin’ny « Las Palmas Sambava-Ville » ka natelin’ny ranomasina, ny alahady tolakandro teo, tokony ho tamin’ny telo ora. Taorian’izay, niara-nifarimbona tamin’ny…

Rà mandriaka, vatana mangatsiaka roa no miampatra eo am-povoan-trano. Ireo no hitan’ny fokonolona rehefa avy nahare poa-basy indroa avy tamina tokatrano iray tao Mandrosonoro, disitrika Ambatofinandrahana, ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy teo. Razana roa : ny lehilahy lehibe efa voky andro ary ny iray mbola lehilahy iray ao anatin’ny tanjany tsara. Zandary ny asan’ity farany ary…