Day: 24 février 2020

Récital poétique : « Antsa an-tsaha » ou le scoutisme en vers et en prose

Pour les scouts du monde entier, samedi a été un moment d’effervescence. A Madagascar, la célébration de la naissance des fondateurs du scoutisme n’est pas passée inaperçue. Chez les poètes, l’évènement a été marqué par la sortie du recueil de poèmes baptisé « Antsa an-tsaha ». Un clin d’oeil à tous ces moments passés au coeur de…

Fitoriana mahatratra hatrany amin’ny roan-jato any hatreto no voarain’ny polisy mahakasika ilay raharaha fisolokiana nataona teratany maorisianina sy ny namany teny Mamory Ivato. Nisy sasany tamin’ireo lasibatra aza no tsy nitory, fa nanapa-kevitra avy hatrany ny handeha hanao fitsaram-bahoaka tamin’ny alàlan’ny fikasàna handoro ny tranon’ireo olona voalaza, fa naman’ity teratany vahiny ity, raha tsy tafaverina…

Rehefa ela nampihorohoro sy nampijaly vahoaka. Dahalo raindahiny iray mitam-basy, antsoina hoe : « Tsaravita » no maty voatifitry ny Zandary tany Ikalamavony, afak’omaly, raha tafatsoaka nandritra ny fifanjevoana kosa ireo namany, izay mbola karohina fatratra atao hazalambo hatramin’izao. Araka ny fampitam-baovao, taorian’ny fifandonana nisy teo amin’ny dahalo sy ny mpitandro filaminana nandritra ny « opération » fampandrian-tany, dia omby …

Les tribunaux et les centres de détention à Madagascar ont une très mauvaise image, vis-à-vis du grand public. Il faut mobiliser tous les efforts pour changer cette situation, selon le ministre de la Justice, Johnny Richard Andriamahefarivo, qui a effectué une visite à la Maison Centrale d’Antanimora, jeudi dernier. « Pour qu’une chose soit appréciée par…

Efa nivonona ny hanantanteraka ny asa ratsiny indray ireo mpanendaka roalahy no tra-tehaky ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahefatra, teny amin’iny faritra Antohomadinika, omaly. Ny iray tamin’izy ireo efa tsy zoviana amin’ireo mpitandro filaminana intsony satria efa inefatra izy no voasambotra sy nigadra noho izay resaka fanenandahana izay kanefa dia izao tratra izao…

Plaine d’Antananarivo : Menace de danger de crue

C’est une vigilance jaune, signifiant une menace de danger, qu’indique le bulletin d’annonce des crues établi, hier, à 17h par l’Autorité pour la protection contre les inondations de la plaine d’Antananarivo ou APIPA.  Menace de danger. L’APIPA place, depuis hier en fin d’après-midi, la plaine d’Antananarivo traversée par la rivière Sisaony, sous vigilance jaune, indiquant…

Zana-kazo miisa 500 fototra no nambolen’ireo « guide » miteny anglisy, mpikambana ao amin’i Mega (Madagascar english speaking guides association), ny sabotsy lasa teo tetsy Ambatomirahavavy. Mankalaza ny dimy taona nijoroany tokoa ity fikambanana mpiseradia (guide touristique) ity amin’ity taona ity. Ny taona 2015 izy ireo mantsy no nijoro ara-dalàna izay ahitàna mpikambana hatrany amin’ny 52 any…