Day: 26 février 2020

Otiv Tana : Engagé dans la préservation de l’environnement

Cela fait plus de 13 ans que l’institution de microfinance Otiv Tana s’engage dans la préservation de l’environnement. Étant consciente des effets néfastes du réchauffement climatique, la dégradation de la qualité environnementale, elle s’engage à effectuer un reboisement chaque année, et ce, depuis 2008. Les dirigeants de cette institution ont ainsi sensibilisé tous leurs collaborateurs…

Nitrangana loza an-dranomasina ny reniranon’i Tsiribihina, omaly maraina. Sambo iray, na ireny antsoin’ny any an-toerana hoe “kanoto” ireny no rendrika rehefa niala tao Belo-Tsiribihina hihazo an’i Miandrivazo. Araka ny loharanom-baovao, olona 40 no tao anatin’ity sambo ity. Isan’izany ny mpanamory izay fantatra fa tafavoaka ary afaka nanavotra aina rehefa nitranga ny loza. Ireo 39 hafa…

Mesure administrative : Ny Rado Rafalimanana prêt à braver l’IST

Jusqu’à présent, l’interdiction de sortie du territoire qui frappe Ny Rado Rafalimanana, candidat malheureux lors de la dernière présidentielle, reste toujours  « hypothétique » aux yeux de ses partisans. C’est ce qui a laissé entendre son avocat, Maître Christian Raoelina, hier. « Depuis que cette mesure d’interdiction de sortie du territoire qui frappe Ny Rado Rafalimanana a circulé,…

Concours de création d’entreprise : Un groupe d’étudiants de l’IMT primé

L’université privée chrétienne IMT (Institute of Management and Tourism) a organisé le concours de meilleure création d’entreprise au sein de son établissement. Et c’est un groupe d’étudiants âgés en moyenne de 20 ans, issu de la 3e année en Management des Affaires, qui est le lauréat. « Il a été primé avec une somme de 1…

Noho ny firotsaky ny orana nandritra ny roa andro, niakatra avokoa ny ankamaroan’ny renirano any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana. Fiara tsy mataho-dàlana iray nikasa ny hiampita ny reniranon’i Manombo no nilentika tao anaty rano, afak’omaly, tao Fitsitika Fokontany Tsihaka, Kaominina ambanivohitra Manombo Atsimo, Distrikan’i Toliara II. Raha ny vaovao voaray, noho ny tsy fitandreman’ny mpamily…

Tao Manakara no raikitra ny fisamborana. Saron’ny polisy tao an-toerana, noho ny fifohana rongony, ireo tanora izay tsy nisy ampy taona ary ao amin’ny kilasy 3e ny lehibe indrindra. Raikitra ny fisamborana izay tsy maintsy nangalàna alàlana tamin’ny tompon’andraikitry ny sekoly aloha. Niezaka ny nitsoaka ihany ireo mpianatra fa tsy afa-niala intsony. Nidoboka am-ponja ny…

Tsy namelan’ny zandary raha tsy sarona ireo mpibizina basy. Niainga tamin’ny vaovao izay azon’izy ireo mahakasika ny fisian’ny telo lahy izay hivarotra basy no niatombohan’ny fanadihadiana. Teny Mandriambero, afak’omaly, no natao ny fotoana hanaovana ny varotra. Ny tsy fantatr’ireo mpibizlna anefa dia zandary izay manao fanamiana sivily ny olona no- resahin’izy ireo fa hividy ny…

Musique : Thiera Bruno, toujours dans un état critique

A trois jours d’hospitalisation à la clinique Saint François d’Assise Ankadifotsy, l’état de santé de Thiera Bruno reste stationnaire. Selon sa femme Georgette Rakotonanahary, « d’après les médecins, son état est grave et pour le moment, toute intervention chirurgicale est impossible. Il faudrait d’abord attendre cinq jours à une semaine avant de lui faire passer le…